Shop UAE Colinss

Call Website

Shop UAE Colinss ✈️ ✈️ Travel Agancy Miara-dia mifanampy mba hahahasoa ny hafa ✈️ ✈️

💖🌸✨ DÉPART DU JOUR ✈️🇦🇪 ✨🌸💖🥰 Nisy ankizy iray indray nandeha hiasa androany! Misaotra indrindra anareo mbola manome conf...
22/09/2026

💖🌸✨ DÉPART DU JOUR ✈️🇦🇪 ✨🌸💖

🥰 Nisy ankizy iray indray nandeha hiasa androany! Misaotra indrindra anareo mbola manome confiance anay. 🙏💗

📢 MBOLA MANDRAY OLONA FOANA IZAHAY! 🔥🔥
Betsaka ny opportunités de travail ato aminay. 💼✈️
Raha tena vonona ianao dia midira WhatsApp directement 📲💬 fa hohazavainay aminao ny asa sy ny procédure.

💡 Zava-dehibe: rehefa mitady asa any ivelany dia mila manomboka amin’ny fandaniana sy préparation aloha vao afaka mahazo bénéfice. Mitovy amin’ny olona manao investissement izany: mampiasa vola aloha vao manantena résultat. Fa tsy gratuity 💰➡️💼➡️✨

⚠️ Misy olona milaza hoe “gratuit ny mandeha any andafy”. Fa anontanio tsara:
📌 Iza no mikarakara ny taratasy?
📌 Iza no miantoka ny billet ✈️?
📌 Iza no manome asa?
📌 Ahoana ny procédure? Milaza fa gratuit ny fandehanana andafy izy nefa tsy manoro lalana aiza ny varavarana misy beraux gratuity
tsy manomeo avion ✈️ gratuity izy
Maro ny ankizy tsisy taratasy aty ivelany tokony anamboaranao taratasy gratuity de omeo asa ao ami’ny orinasa nao fa maro vahoaka mila fandehanana ivelany mila asa fa tsy manambola Nampalahelo 🙏🙏🙏

Satria raha “gratuit” fotsiny no lazaina nefa tsy misy fanazavana mazava momba ny taratasy, billet, asa ary procédure, dia anjaranao ny mandinika tsara alohan’ny hanapahana hevitra. ❤️

🌸 Aza mijery teny fotsiny, fa jereo ny procédure sy ny réalité.
📲 Raha vonona ianao, WhatsApp-nous maintenant! 💕🔥

💗✈️ Mbola misokatra ny recrutement! ✈️

✈️💙 DÉPART DU JOUR 🇲🇬➡️🇦🇪 DUBAI 💙✈️Androany indray dia nisy zaza vavy iray niainga ho any Dubai 🇦🇪✨🙏 Misaotra indrindra ...
19/09/2026

✈️💙 DÉPART DU JOUR 🇲🇬➡️🇦🇪 DUBAI 💙✈️

Androany indray dia nisy zaza vavy iray niainga ho any Dubai 🇦🇪✨
🙏 Misaotra indrindra anareo clients rehetra izay manana confiance aminay hatrany.

Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanohy hiasa am-pahatsorana sy hanaraka akaiky ny dian’ny tsirairay. 🤝❤️

🌍 Madagascar ➡️ Dubai
✈️ Départ après départ, confiance après confiance.
💙 SHOP UAE COLINSS
📞 054 576 7405

✨ Ho an’izay mbola mikasa handeha, afaka manatona anay ihany koa.
Misaotra tamin’ny confiance, ary mbola hitohy hatrany ny service. 🙏💙✨

🌸💖 🚨 DUBAI JOB OFFER – CLEANING COMPANY & GARDENER 🌿🧹 💖🌸✨ Mandraisa anjara amin’ny fahafahana miasa any Dubai! 🇦🇪Mitady ...
17/09/2026

🌸💖 🚨 DUBAI JOB OFFER – CLEANING COMPANY & GARDENER 🌿🧹 💖🌸

✨ Mandraisa anjara amin’ny fahafahana miasa any Dubai! 🇦🇪
Mitady LEHILAHY MAROBE izahay amin’izao fotoana izao. 💪

🧹 Position misy:
🌸 Cleaning Company
🌿 Gardener

✅ Tsy voatery hahay English be – Basic English aza dia mety. 🇬🇧✨
✅ Mandray olona maro.
✅ Asa maharitra.
✅ Ho an’ny olona vonona hiasa sy hiatrika fiainana vaovao. 💯

💖 Aza miandry ela fa voafetra ny toerana!
📲 Inbox dieny izao na antsoy:
📞 +971 545 767 405

🌸 Ny olona vonona hiova fiainana no mandray fanapahan-kevitra anio. ✈️🇦🇪💖

💗📌 CLIENT HIAINGA ANY DUBAI INDRAY ANIO! ✈️🇦🇪Dingana iray akaiky kokoa ny nofinofy. 🙏💼Ho an’izay tena vonona hiasa sy ha...
16/09/2026

💗📌 CLIENT HIAINGA ANY DUBAI INDRAY ANIO! ✈️🇦🇪

Dingana iray akaiky kokoa ny nofinofy. 🙏💼

Ho an’izay tena vonona hiasa sy hanaraka ny procédure dia tongasoa. ❤️

🌸 Visa sy départ ara-dalàna.
📍 Dubai, UAE 🇦🇪

💖 Ny fisalasalana anjaran’ny tsirairay, fa izahay manohy ny asanay. Mirary dia tsara ho an’ny client hiainga anio! ✈️💗

📲 Contact: +971 54 576 7405

📞☎️Chauffeur lalahy avy mada na efa eto Dubai  Miomana atsika fa efa mampiditra chauffeur izahay zay raha hanao chauffeu...
12/09/2026

📞☎️Chauffeur lalahy avy mada na efa eto Dubai
Miomana atsika fa efa mampiditra chauffeur izahay zay raha hanao chauffeur mila maha Aglais raha tsy mahay Aglais de misy asa hoanao fona dispo ato aminay🤝💪📞☎️🙏🙏🙏
✅Chauffeur visa 2ans company miantoka 🙏
✅trango company miantoka
✅permit na lisance company miantoka
✅ transport hampiasainao company miantoka
-Zany hoe jist vola droit aloanao avy Madagascar 🇲🇬
De avy aty anao @ Eroport company mitsena anao drect 🙏❤️✊

12/09/2026

Bonsoir miona zay hanao tax Dubai fa maka lelahy avy mada izahay na olo efa Dubai 📞☎️@ tax mila olo maha Aglais contract vao🤝✊💪

✈️🇦🇪 CLIENT VAOVAO NANDEHA HIASA ANY DUBAI ANDROANY! 🇲🇬❤️📌 Luciano Luciano Misaotra indrindra anareo rehetra manome conf...
10/09/2026

✈️🇦🇪 CLIENT VAOVAO NANDEHA HIASA ANY DUBAI ANDROANY! 🇲🇬❤️

📌 Luciano Luciano Misaotra indrindra anareo rehetra manome confiance anay hatrany. Androany indray dia misy client hafa nandray fanapahan-kevitra hitady hoavy tsara kokoa any Dubai. 🙏✨

💪 Ny olona vonona hiaritra sy hiady amin’ny fiainana no sahy miala any Madagascar hitady asa any ivelany. Tsy mora ny lalana, fa ny faharetana no mitondra amin’ny vokatra tsara.

⚠️ Misy milaza hoe lafo ny service charge 35 Million FMG , nefa raha ampitahaina amin’ny vidiny any Dubai dia maro no maka 50 Million Fmg na mihoatra. Izahay kosa dia manome:
✅ Work Permit 2 taona
✅ Asa ara-dalàna
✅ Fanohanana mandra-pahatongan’ny mpiasa

💰 Eritrereto toy ny olona mampiasa vola mividy entana any Madagascar: mandany aloha vao mahazo tombony. Toy izany koa ny fandehanana miasa any ivelany. Rehefa afaka 5 na 6 volana, maro no efa mahazo mamerina ny fandaniana nataony, nefa mbola manana visa 2 taona hanohizana miasa sy hanangona vola.

🔥 Tsy misy vokatra tsara raha tsy misy ezaka. Tsy misy “ra bojo” fa ny faharetana no lalana.

📲 SHOP UAE COLINS
WhatsApp: +971 54 576 7405

✈️🇦🇪 CLIENT VAOVAO NANDEHA HIASA ANY DUBAI ANDROANY! 🇲🇬❤️📌  Dicklan Gasy Romantique Misaotra indrindra anareo rehetra ma...
10/09/2026

✈️🇦🇪 CLIENT VAOVAO NANDEHA HIASA ANY DUBAI ANDROANY! 🇲🇬❤️

📌 Dicklan Gasy Romantique Misaotra indrindra anareo rehetra manome confiance anay hatrany . Androany indray dia misy client hafa nandray fanapahan-kevitra hitady hoavy tsara kokoa any Dubai. 🙏✨

💪 Ny olona vonona hiaritra sy hiady amin’ny fiainana no sahy miala any Madagascar hitady asa any ivelany. Tsy mora ny lalana, fa ny faharetana no mitondra amin’ny vokatra tsara.

⚠️ Misy milaza hoe lafo ny service charge 35 Million FMG , nefa raha ampitahaina amin’ny vidiny any Dubai dia maro no maka 50 Million Fmg na mihoatra. Izahay kosa dia manome:
✅ Work Permit 2 taona
✅ Asa ara-dalàna
✅ Fanohanana mandra-pahatongan’ny mpiasa

💰 Eritrereto toy ny olona mampiasa vola mividy entana any Madagascar: mandany aloha vao mahazo tombony. Toy izany koa ny fandehanana miasa any ivelany. Rehefa afaka 5 na 6 volana, maro no efa mahazo mamerina ny fandaniana nataony, nefa mbola manana visa 2 taona hanohizana miasa sy hanangona vola.

🔥 Tsy misy vokatra tsara raha tsy misy ezaka. Tsy misy “ra bojo” fa ny faharetana no lalana.

📲 SHOP UAE COLINS
WhatsApp: +971 54 576 7405

Address

Dubai
00000

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop UAE Colinss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category