K'S Kal'Snack

K'S Kal'Snack K'S Kal'Snack
Le goût nostalgique de Madagascar
Ilay tsiro mahamanina an' i Madagasikara.

Ses plats ne sont pas des spécialités Malagasy mais je l'ai fait avec grand amour aussi 0750093899
06/02/2026

Ses plats ne sont pas des spécialités Malagasy mais je l'ai fait avec grand amour aussi

0750093899


    0950093899
05/02/2026




0950093899

Huummm
02/02/2026

Huummm

Salama daholo !Tsy teto an-toerana fa nandeha namita adidy ratsy tany an-tany lavitra fa efa tafaverina eto ka mandray a...
29/01/2026

Salama daholo !

Tsy teto an-toerana fa nandeha namita adidy ratsy tany an-tany lavitra fa efa tafaverina eto ka mandray asa amin'izay.

Aza adino ny miantso ny 0750093899 raha mila sakafo tena malagasy isika.


Composé sy mine sao dia tsy mety fa ampiarahana amin' ny Sambos sy Nem kely foana.Sa hoe comment ?0750093899
12/01/2026

Composé sy mine sao dia tsy mety fa ampiarahana amin' ny Sambos sy Nem kely foana.

Sa hoe comment ?

0750093899

Sakafo tena Malagasy no nanombohana ny taona.Izao retour client mamy bé izao no motivation entinay mamakivaky ny taona 2...
02/01/2026

Sakafo tena Malagasy no nanombohana ny taona.

Izao retour client mamy bé izao no motivation entinay mamakivaky ny taona 2026.
Dia Samia ho tahiaNy avokoa isika rehetra.

0750093899



Bonsoir
Tena afapo tsy nisy ohatr'izany izahay mianakavy fa natsiro dia natsiro daholo izay nandramana rehetra tao😋🤤.
Tena tsara ny conceptnao hoe produit gasy no hatao tena hafa mihitsy ny tsirony tonga dia mahatsiarotsiaro ny any an-tanana.
Ny nem tsara surtout le pate fa le farce raha tsy nasiana vermicelle fa natao tongolo tena vao maika tahaka mihinana ny nem an'Ambatonakanga. Remarque kely fotsiny iny satria plutôt asiatique le manisy vermicelle.
Ny ro indray tena fiadanana be nitsako anamalaho sy angivy miaraka @ le trondro. Fa somary gaga fotsiny aho nahita ovy sa no-revisiténa le ro mazava ? Tsetsatsetsa tsy haritra moa io fa natsiro le izy e.
Merci t@ hezaka rehetra hatr@ ponctualité fa nahafampo anay ireny.
@ manaraka indray 😉

Arahabaina nahatratra ny Taona Vaovao 2026.Ho tao-mpahimbiazana ho feno fanambinana , vola ama-nkarena ary indrindra ho ...
02/01/2026

Arahabaina nahatratra ny Taona Vaovao 2026.

Ho tao-mpahimbiazana ho feno fanambinana , vola ama-nkarena ary indrindra ho lavitra ny rofy ity taona ity.
Samia ho tahian'Andriamanitra daholo

Soupe tongotr'omby marihitra sy manitra bé😋😋12€ 0750093899
19/12/2025

Soupe tongotr'omby marihitra sy manitra bé😋😋

12€

0750093899


Aujourd'hui c'est préparation de Mokary .0750093899
29/11/2025

Aujourd'hui c'est préparation de Mokary .

0750093899


Rien de mieux qu'une bonne Silamangany 👌   0750093899
27/11/2025

Rien de mieux qu'une bonne Silamangany 👌




0750093899

Misy livraison isanandro fa tsy voatery miandry isaky n'y faran' ny herinandro 0750093899
18/11/2025

Misy livraison isanandro fa tsy voatery miandry isaky n'y faran' ny herinandro

0750093899


Notre source de motivation.Nous vous remercions de votre confiance, votre retour très sincère aussi. Ça nous servira de ...
09/11/2025

Notre source de motivation.

Nous vous remercions de votre confiance, votre retour très sincère aussi. Ça nous servira de témoin et de repère pour la suite.




0750093899

Adresse

Longperrier
77230

Téléphone

+33750093899

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque K'S Kal'Snack publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager