18/11/2024
✨ Voyage organisé any Dubaï miaraka amin'i Escape Travel Madagascar ✨
📅 Daty : 24 - 29 Desambra 2024
✈️ Billet d'avion Tana - Dubaï - Tana
🛂 Visa 30 jours
🏨 Hotely 5★ misy piscine, efitra fanaovana fanatanjahan-tena ary sakafo maraina buffet
🚐 Fitaterana mandritra ny dia + sakafo hariva 2 gratuit.
🏙️ Fitsidihana ny ville ny dubai.
- Maka sary: Dubai Frame, Museum of the Future, Burj Al Arab, Blue Water Island.
- The View: Rihana faha-52, mijery ilay îles artificielles vita 🏝️.
🏜️ Safari Desert amin'ny 4x4 manokana
+ Sakafo hariva sy fampisehoana (Buggy sy Quad azo atao safidy). 🐪
🛥️ Marina Dhow Cruise
- Sakafo hariva an-tsambo miaraka amin’ny vue mahafinaritra Ain Dubai 🎡.
🚝 Fandehanana amin’ny monorail ho any amin'ny Atlantis sy Palm Jumeirah (îles artificielle)
🌸 Dubai Miracle Garden: zaridaina lehibe misy voninkazo mamiratra 🌺.
- Global Village: kolontsaina sy sakafo avy amin’ny lafivalon’izao tontolo izao 🌍.
🌆 Dubaï Mall sy Burj Khalifa by night
- Pose photo devant Dubai Aquarium, Waterfall ary Chinatown.
- Dubaï fountain show 🌊✨.
🎁 Bonus : Fitsidihana an’i Gold Souq & Banyias Square (old dubai)
👉Mbola misy ny activité hafa afaka atao.
👉 Manorata anarana dieny izao!
Toerana voafetra😱 – Antsoy izahay amin’ny 📞 +261 33 4077606 na WhatsApp 💬
~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~~
✨ Voyage inoubliable à Dubaï avec Escape Travel Madagascar du 24 au 29 décembre 2024 : Billet A/R, visa, hôtel 5★ avec petit-déjeuner buffet, transports inclus, 2 dîners offerts, et activités exceptionnelles comme safari désert, Dubaï City Tour, Global Village, Expo, Miracle Garden, Blue Water, Atlantis, et bien plus encore.
📞 Réservez dès maintenant au
+261 33 40 776 06 ou WhatsApp 💬 – places limitées !😱😱
́s