Guide Locale Ambohimanga Rova

Guide Locale Ambohimanga Rova Tiako ny taniko koa harovako ny ala-ko!

Mafinaritra ny lanonana 🤗😘🤗
19/07/2025

Mafinaritra ny lanonana 🤗😘🤗

Afon-dasy efa ho avy 🤗😍🤗
19/07/2025

Afon-dasy efa ho avy 🤗😍🤗

Randonnées vers AMBATONDRADAMA 😍
19/07/2025

Randonnées vers AMBATONDRADAMA 😍

J-5Efa keli sisaHo avy ilay fotoanaAndao hanal'azy🤗🤗🤗
14/07/2025

J-5
Efa keli sisa
Ho avy ilay fotoana
Andao hanal'azy🤗🤗🤗

MI-PARCOURS MANAL' AZY VITA BACCHo afa-po foana ianao rehefa miaraka aminayToy izao ny hiainanao amin'izany :👉RANDONNÉES...
07/07/2025

MI-PARCOURS MANAL' AZY VITA BACC
Ho afa-po foana ianao rehefa miaraka aminay
Toy izao ny hiainanao amin'izany :
👉RANDONNÉES+ CAMPING
👉AMBOHIMANGA- AMBATONDRADAMA- PARC SOAVINANDRIAMANITRA- AMBOHITRAKELY
👉FEU DE CAMP+ REVY REVY GUITARE 🎸🎸+KITONOTONO
👉TARIF : 20 000Ar
Fisoratana Anarana : MP/ 034 10 828 95
Fanazavana fanampiny : 034 10 828 95/ MP
Date: 26-27 Jolay 2025
Taomy ny namana rehetra eeeh 🤗🤗🤗

Mahafinaritra ny tontolo misy antsika 😍😘😍AMBATONDRADAMA à AMBOHIMANGA ROVA 🤗
01/07/2025

Mahafinaritra ny tontolo misy antsika 😍😘😍
AMBATONDRADAMA à AMBOHIMANGA ROVA 🤗

Tratry ny hasaramanitra daholo isika rehetra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2025

Tratry ny hasaramanitra daholo isika rehetra 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Randonnée AMBOHIMANGA ROVA🥰📅 Date: 25 Juin 2025🌍 Localisation: 21 Km de Tana sur Rn 3⭕ Parcours: 10Km🛑 Difficultés: 5/10...
22/06/2025

Randonnée AMBOHIMANGA ROVA🥰
📅 Date: 25 Juin 2025
🌍 Localisation: 21 Km de Tana sur Rn 3
⭕ Parcours: 10Km
🛑 Difficultés: 5/10 (montée 600m, pente moyenne, sportif)
💶 Tarif: 10 000Ar/ personnes
☑️ Inclus: guidage, bouteille d'eau 1L, Ambiance🤗❤️
Infos: 034 10 828 95/ ou mp

Mankasitraka antsika rehetra nafinaritra ny anio😍😍😍Amin'ny manaraka indray ooooh👍🏻🤗🤗🤗
20/06/2025

Mankasitraka antsika rehetra nafinaritra ny anio😍😍😍
Amin'ny manaraka indray ooooh👍🏻🤗🤗🤗

Ho Anao na Sekoly, na Fikambanana, na Mpinamana, na mandeha irery,na Maro be dia Aza misalasama manantona sy manontany f...
20/06/2025

Ho Anao na Sekoly, na Fikambanana, na Mpinamana, na mandeha irery,na Maro be dia Aza misalasama manantona sy manontany fa vonona ny hanome ny fahafaham-po ho anao izahay
Te hafantatra ny tantara misy eto AMBOHIMANGA ROVA ❤🥰
Infos: 034 10 828 95

Address

Ambohimanga Rova
Ambohimanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Guide Locale Ambohimanga Rova posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category