Man'D Voyage

Man'D Voyage Voyage éducatifs et sorties découvertes à Madagascar
Excursions, visites pédagogiques, randonnées et aventures pour étudiants, familles et curieux.

Place limité
27/10/2025

Place limité

🌿Excursion une journée à Andranovelona🌿Andao aloha iala amin'ity korotana sy rotoroto lava ty mba makaina kely aloha ny ...
24/10/2025

🌿Excursion une journée à Andranovelona🌿
Andao aloha iala amin'ity korotana sy rotoroto lava ty mba makaina kely aloha ny saina kony e,
Vakio tsara ary e dia andao isika ande amin'izay

🏯 Visite temple Xizu (tempoly masina sinoa)
👉SAHA SAVE (misy rano sy tontolo madio sy mahafinaritra)

▶️ Prix à payer par personne: 30 000ar fotsiny
Trasport aller-retour, visite ...
Tsy tafiditra ny sakafo sy ny besoin personnel

📅Date: Samedi 8 novembre
Dimanche 9 novembre
Dimanche 16 novembre
Dimanche 23 novembre

✅Manaova reservation ao amin'ny mp dia izao an!

✳️Aza miandry tantaraina foana fa andao ande ilazao ny namana sady mahita ny fahitan'ny olona✳️

Reservation & infos:
☎️Contact: 034 74 439 66

🚍Andao amin'izay isika ho any amin'ny temple🏰 Xizu Andranovelona fa vita zay ny saotaka teto dia mila mandamina saina ke...
19/10/2025

🚍Andao amin'izay isika ho any amin'ny temple🏰 Xizu Andranovelona fa vita zay ny saotaka teto dia mila mandamina saina kely sa aona?

Iza avy ilay miteny oe samedi dia iza avy ilay dimanche no oany Temple Xizu Andranovelona ary e! Atovy eto aminy coms et...
11/09/2025

Iza avy ilay miteny oe samedi dia iza avy ilay dimanche no oany Temple Xizu Andranovelona ary e! Atovy eto aminy coms eto elefa ary.

Miarahaba eeee! ⭐Iza avy no mbola tsy nahita ilay Temple Xizu Andranovelona?⭐Ikararakara fitsidihana io temple io izahay...
10/09/2025

Miarahaba eeee!
⭐Iza avy no mbola tsy nahita ilay Temple Xizu Andranovelona?⭐
Ikararakara fitsidihana io temple io izahay ato amin'ny Man'D ka andao ary iaraka aminay ho oany🏃
👉Fa anomboana azy alo dia asina lalao kely:
Fepetra arahina:
Asio j'aime ny pejy👍
Partageo ✅
Identifier dia teneno ny namanao iaraka itsidika ilay temple❤️
❇️Isarika olona iray isika ho entina gratuit mitsidika ny toerana❇️
NB :Tsy ilay temple iany no aleha any fa ijery ilay chute sady ilalao rano ko an!

07/09/2025

🎬 Mini vidéo 🎥 | Parcours randonnée 🏞️
Venez marcher & découvrir avec nous 🚶‍♂️✨

Address

Andoharanofotsy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Man'D Voyage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category