Aody Gasikara

Aody Gasikara Tourisme Madagascar

De tout coeur avec Toamasina mampahery anareo rehetra !
12/02/2026

De tout coeur avec Toamasina
mampahery anareo rehetra !

Jambo !!! Tsara ary miavaka i Gasikara fa andao isika hoany Zanzibar    # TheWorldisBeautiful
08/02/2026

Jambo !!!
Tsara ary miavaka i Gasikara fa andao isika hoany Zanzibar




# TheWorldisBeautiful

17/01/2026

Aody Aody eee, antsary no irariako soa ho antsika rehetra nahatratra ny Taona vaovao
Ndao tohizana ny fizarana an'i Madagasikara e❤🦋 misaotra anareo foana

Aody Gasikara e La douceur au côté du Canal de Pangalane  et une glace au coco à Tamatave 😍🍦
05/11/2025

Aody Gasikara e
La douceur au côté du Canal de Pangalane et une glace au coco à Tamatave 😍🍦

Hoentiko antsary any Ambatomilo ianao.Mandeha fiara 4×4 eo amin'ny adiny 4 sy sasany eo dia tonga any amin'ity tanana mo...
30/08/2025

Hoentiko antsary any Ambatomilo ianao.
Mandeha fiara 4×4 eo amin'ny adiny 4 sy sasany eo dia tonga any amin'ity tanana morontsiraka Kanto dia Kanto ity.
Tahaka ny paradisa kely.
Ny ranomasina, ny tora- pasika na ny sakafo fa indrindra ny mponina ao aminy sy ny fahaiza- mandray vahiny.
Tsy te hody rehefa tonga aty😍

Anisan'ny tanjoko hoe hizara aminao ireo  toerana Kanto manerana an'i Madagasikara Ity pejy ity dia izarana aminao ny to...
18/05/2025

Anisan'ny tanjoko hoe hizara aminao ireo toerana Kanto manerana an'i Madagasikara
Ity pejy ity dia izarana aminao ny toerana Kanto ny Nosintsika

Ndao hiaraka amiko hitety ny Kanton'i Madagasikara an- tsary 🇲🇬
18/05/2025

Ndao hiaraka amiko hitety ny Kanton'i Madagasikara an- tsary 🇲🇬

Kanton'i Gasikara tany Antsinanana tany Canal de Pangalane- Ankanin'ny Nofy Ndao hiaraka amiko e
18/05/2025

Kanton'i Gasikara tany Antsinanana tany
Canal de Pangalane- Ankanin'ny Nofy

Ndao hiaraka amiko e

Koba anisany zavatra tonga ao antsaina vao miteny hoe Talata Volonondry Tongava mitsidika fa kanto ny toerana e    #
04/11/2024

Koba anisany zavatra tonga ao antsaina vao miteny hoe Talata Volonondry

Tongava mitsidika fa kanto ny toerana e
#

Un réveil en douceur au bord du Canal Mozambique AODY GASIKARA
24/01/2024

Un réveil en douceur au bord du Canal Mozambique
AODY GASIKARA

-World Cola- MADAGASIKARA Cheers for a year of success ,good heath and lots of trip⛴🛫😊AODY GASIKARA
16/01/2024

-World Cola- MADAGASIKARA
Cheers for a year of success ,good heath and lots of trip⛴🛫😊
AODY GASIKARA

Address

Antananarivo

Telephone

+261349598669

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aody Gasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aody Gasikara:

Share