18/08/2026
WEEK-END CAMPING AMPEFY 🔥🏕️
✨ 2 JOURS DE RÊVE À AMPEFY ✨🌿 Entre Nature, Aventure et Détente 🌿
🥰 Ndao hiaraka aminay hankafy 2 andro feno aventure, détente ary ambiance tsy hay hadinoina ao Ampefy !
📅 Daty : 29_30 Août
4 - 5 Septembre
💰 SA🏕️🔥RANY
✅140.000Ar par pers 2 ao anaty tente
✅120.000Ar 4 pers ao anaty tente
✅150.000ar olona 1 anaty tente
🎯 ACTIVITÉS :🚣 Balade en pirogue🏊 Baignade💆 Massage🛶 Kayak🔥 Feux de camp🎲 Jeux de groupe sy animation
📍 TOERANA HITSIDIHINA :👉 Îlot de la Vierge👉 Plage Ampefy👉 Chute de la Lily👉 Geyser d'Amparaky👉 Chute Analasoa👉 Couché de Soleil Eucalyptus Ampefy
🇲🇬 Visite "Dubai de Madagascar" - Eucalyptus Ampefy
✅ TAFIDITRA AO ANATY SARANY :🚌 Transport aller-retour🍽️ Sakafo maraina, hariva🎫 Tickets d'entrée rehetra🚣 Balade en pirogue👨🏫 Guidage🛡️ Assurance voyage🏕️ Nuitée sous tente
❌ TSY TAFIDITRA :🥤 Boissons sy bouteille d'eau🍴 Déjeuner an-dalana🛍️ Dépenses personnelles🪂 Tyrolienne sy activités Eucalyptus, kayak
📌 NB :🚿 Do**he ranomafana🚻 Toilette itambarana, madio tsara
📲 Réservation en MP☎️ 034 46 338 61☎️ 033 93 577 97📱 WhatsApp : 034 46 338 61
⚠️ VOAFETRA NY TOERANA !
🥰 Atsoy ny namana, ny fianakaviana ary ny mpiara-miasa dia andao hamorona fahatsiarovana tsy hay hadinoina