Tsenaben’ny Fizahantany

Tsenaben’ny Fizahantany Le Ministère du Tourisme et l’ONTM organisent un salon dédié au tourisme national.

L'objectif est de présenter les offres promotionnelles des hôtels, agences/tour-opérateurs, loueurs de voitures et autres prestataires touristiques.

17/11/2025

Hiverenena kely ity fotoana ity😉😉
'Zany ny mascotte antsika rehefa mandihy😍
👉🏼Raha omenareo anarana izy dia iza ? Soraty ao amin'ny commentaire hoe🤩

🇲🇬Tapitra omaly tetsy amin'ny zaridaina Antaninarenina ny andiany fahafolo amin'ny Tsenaben'ny Fizahantany. Nahatratra 7...
16/11/2025

🇲🇬Tapitra omaly tetsy amin'ny zaridaina Antaninarenina ny andiany fahafolo amin'ny Tsenaben'ny Fizahantany. Nahatratra 7.000 mahery ny mpitsidika ny hetsika nandritra izay telo andro izay.

🌴Matihanina amin'ny fizahantany maro no tonga naneho tolotra isan-karazany sy fihenam-bidy ho an'ny rehetra : ny pack voyages organisés, circuits mankany amin'ireo toeram-pizahantany maro.🇲🇬

✅Ity hetsika ity moa dia nokarakarain'ny Office National du Tourisme de Madagascar - ONTM miaraka amin'ny Ministère du Tourisme et de l'Artisanat - Madagascar sy ny ORTANA mba hampiroboroana ny fizahantany anatiny sy handrisihana ny Malagasy hizaha an'i Madagasikara.

👋🏼Hisaorana manokana ireo mpandray anjara rehetra tamin'ity andiany ity :
Evamad, Vakansy Tsara sady Mora, Scofield Travel, La Taverne des Pirates, ACTA Partners, Antsanitia Resort, Hotel Corail Noir, NATHAN VOYAGES Madagascar, Résidence Eden Ecolodge Sarodrano , Boarding Pass, Remote River Expeditions - Madagascar, Mada Tropic Tours, Office Régional du Tourisme de Nosy Be - ORTNB, Madagascar Airlines, OMEE Voyages Madagascar, Groupe Kimony Lodges & Resort, Eco touristique du Menabe

Misaotra antsika rehetra dia amin'ny manaraka indray oo!🤩👋🏼

📆𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘁𝗲𝗹𝗼 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆🎉⌚Hatramin'ny 5ora hariva 🔖Tsy misy vidim-pidirana
15/11/2025

📆𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘁𝗲𝗹𝗼 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆🎉

⌚Hatramin'ny 5ora hariva
🔖Tsy misy vidim-pidirana

𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 | Ety amin'ny zaridaina Antaninarenina 😉😉
14/11/2025

𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮𝗿𝗼𝗮 | Ety amin'ny zaridaina Antaninarenina 😉😉

🎉Andao indray hilalao oo!!🥳Izay dimy (05) voalohany tonga mandihy miaraka amin'ity mascotte Maki mahafatifaty kely ity r...
13/11/2025

🎉Andao indray hilalao oo!!🥳
Izay dimy (05) voalohany tonga mandihy miaraka amin'ity mascotte Maki mahafatifaty kely ity rahampitso dia mahazo goodies🤩

Tsotra be ny fandraisana anjara :
✅ Tongava ety amin'ny Tsenaben'ny Fizahantany 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼 𝟭𝟰 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮
✅ Mangalà horonantsary fohy mandihy miaraka amin'ny mascotte Maki
✅ Zarao en mode public amin'ny story Facebook-nao
✅ Taguer-o ny pejy Tsenaben'ny Fizahantany

Vonona ve? Rahampitso ary e!😎

⌚9 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva
🔖Tsy misy vidim-pidirana

🤩Andao hijery ny hakanton'i Madagasikara amin'ny fomba hafakely, amin'ny alalan'ny « réalité virtuelle »🌴Tongava manombo...
12/11/2025

🤩Andao hijery ny hakanton'i Madagasikara amin'ny fomba hafakely, amin'ny alalan'ny « réalité virtuelle »🌴
Tongava manomboka rahampitso eny amin'ny 𝘀𝘁𝗮𝗻𝗱-𝗻𝘆 𝗢𝗡𝗧𝗠, 𝗻°𝟬𝟭.

⌚9 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva
📍Zaridaina Antaninarenina
📅13 - 14 – 15 novambra 2025
🔖Tsy misy vidim-pidirana

Manentana atsika rehetra hanantona ny stand an’ny La Taverne des Pirates fa misy fihenam-bidy  na réduction -15% ho an'i...
12/11/2025

Manentana atsika rehetra hanantona ny stand an’ny La Taverne des Pirates fa misy fihenam-bidy na réduction -15% ho an'ireo izay manao réservation mandritra ny hetsika✨

📌Tongava maro eny amin'ny Zaridainan'Antaninarenina ny 13 - 14 - 15 novambra 2025, tsy misy vidim-pidirana.

☎Contact : 032 05 110 85

Araraoty ity tolotra manokana izay karakarain’ny Boarding Pass  ity ry zareo a, aza miasalasala manantanona ny stand an’...
12/11/2025

Araraoty ity tolotra manokana izay karakarain’ny Boarding Pass ity ry zareo a, aza miasalasala manantanona ny stand an’izareo mandritra ny tsenaben’ny fizahantany✨

📌Tongava maro eny amin'ny Zaridainan'Antaninarenina ny 13 - 14 - 15 novambra 2025, tsy misy vidim-pidirana.

☎Contact : 038 23 228 44

🎉 Iza no mbola te hahazo loka!? 🎉Olona iray (01) sisa no hosarihana ka hahazo goodies 🎁 Fandraisana anjara : Valio ny fa...
12/11/2025

🎉 Iza no mbola te hahazo loka!? 🎉

Olona iray (01) sisa no hosarihana ka hahazo goodies 🎁

Fandraisana anjara : Valio ny fanontaniana amin’ny ahalalan’ny valiny marina ✅

Fisarihana : anio alarobia 12 novambra amin’ny 5 ora hariva izay mivaly ao amin’ny commentaire ihany,

📍Aza adinoina ny fotoana eny Antaninarenina ny 13 - 14 – 15 novambra 2025.

🎉 Ity ary ny lalao farany ka araraoty!! 🎉Mbola olona telo (03) ihany no hosarihana ka hahazo goodies 🎁 Fandraisana anjar...
11/11/2025

🎉 Ity ary ny lalao farany ka araraoty!! 🎉

Mbola olona telo (03) ihany no hosarihana ka hahazo goodies 🎁

Fandraisana anjara : Soraty ao amin'ny commentaires ny valiny marina. A sa B sa D?🤩

Fisarihana : Alarobia 12 novambra amin’ny 2 ora tolakandro izay mivaly ao amin’ny commentaire ihany,

📍Aza adinoina ny fotoana eny Antaninarenina ny 13 - 14 – 15 novambra 2025.

⏱️𝗧𝗶𝗰 𝘁𝗮𝗰 𝘁𝗶𝗰 𝘁𝗮𝗰..𝗞𝗲𝗹𝘆 𝘀𝗶𝘀𝗮🤩 Efa vonona avokoa ireo handray antsika an!⌚9 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva📍Zaridain...
11/11/2025

⏱️𝗧𝗶𝗰 𝘁𝗮𝗰 𝘁𝗶𝗰 𝘁𝗮𝗰..𝗞𝗲𝗹𝘆 𝘀𝗶𝘀𝗮🤩
Efa vonona avokoa ireo handray antsika an!

⌚9 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva
📍Zaridaina Antaninarenina
📅13 - 14 – 15 novambra 2025
🔖Tsy misy vidim-pidirana

Address

Antananarivo

Telephone

+261340266115

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenaben’ny Fizahantany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsenaben’ny Fizahantany:

Share