Location de voiture Antsirabe

Location de voiture Antsirabe Tél 038 20 873 20 / 0336200510
WhatsApp : 0340400510
Dispo dans toutes l'île

09/02/2026

Mijanona kely mankafy tontolo maintso arahana feon-denirano mikoriana malefaka!!Tonga dia ZERO STRESS🥰🥰

07/02/2026

Tany Andasibe tany e!
Tsarabe ilay hira

Mifarana sahady ny herinandro, raha mitady fiara atao location dia aza misalasala miantso an!!!
06/02/2026

Mifarana sahady ny herinandro, raha mitady fiara atao location dia aza misalasala miantso an!!!

04/02/2026

Oviana ihany izany ity lalana ity vao ho vita???

Raha mba vita toy izao  daholo ny lalana Antananarivo mandeha Tulear😍😁sary tany Atsimo ity alohan'ny hiditra ILakaka  RN...
22/01/2026

Raha mba vita toy izao daholo ny lalana Antananarivo mandeha Tulear😍😁
sary tany Atsimo ity alohan'ny hiditra ILakaka RN7
PS :Kely sisa dia hifarana sahady ny volana janoary , izay manao reservation alohan'ny faran'ny volana dia mahazo "remise 20%" be izao.

Araraoty fa misy remise 15% be izao  ato aminay hatramin'ny 31 janoary 2026Na eto amin'ny manodidina na ny mankany amin'...
10/01/2026

Araraoty fa misy remise 15% be izao ato aminay hatramin'ny 31 janoary 2026
Na eto amin'ny manodidina na ny mankany amin'ny faritra.

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026. Mirary taona feno fitahiana sy fahombiazana ho anao izah...
02/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026. Mirary taona feno fitahiana sy fahombiazana ho anao izahay.

L’année touche à sa fin, et chez Location de voiture Antsirabe nous regardons dans le rétroviseur avec beaucoup de grati...
28/12/2025

L’année touche à sa fin, et chez Location de voiture Antsirabe nous regardons dans le rétroviseur avec beaucoup de gratitude.
merci de nous avoir fait confiance.
🏆Un immense merci à nos clients les plus fidèles qui ont fait de 2025 une réussite exceptionnelle :
🌟UNICEF MADAGASCAR
🌟COEUR DE FORET MADAGASCAR
🌟 ONG IRAY DIA
🌟 CIP INTERNATIONAL
🌟 OSDRM
🌟 Nos aimable Tour operateur partenaires
Nous avons hâte de vous retrouver en 2026 avec une flotte toujours plus performante et nos chauffeurs toujours aussi dévoués.
📞 Tél : 038 20 873 20 - whatsapp : 034 04 005 10

Kely sisa dia hifarana tanteraka ny taona 2025, misaotra anareo nametra fitokisana taminay, efa mandray réservation pour...
18/12/2025

Kely sisa dia hifarana tanteraka ny taona 2025, misaotra anareo nametra fitokisana taminay, efa mandray réservation pour 2026 izahay
Fifandraisana: 038 20 873 20

23/11/2025

Morondava , Tsara ny andro

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Location de voiture Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category