TsekyMada Tour

TsekyMada Tour "Mankafy fiainana anaty natiora 🍃💚"
❌ Voyage Organisés🍃

📞 +261 38 39 203 31

Efa mandray réservation izahay ah 🥰💚   ☀Hiara-dia isika ,hanangona tsiky sy fahatsiarovana 🌻     fans
07/07/2025

Efa mandray réservation izahay ah 🥰💚
☀Hiara-dia isika ,hanangona tsiky sy fahatsiarovana 🌻
fans

💚 Andao indray ary eh 👌    Excursion en une journée  be izao Ampefy 🥰 ✔Dimanche 13 Juillet✔ samedi 19 JuilletPaf : 32 00...
05/07/2025

💚 Andao indray ary eh 👌
Excursion en une journée be izao Ampefy 🥰
✔Dimanche 13 Juillet
✔ samedi 19 Juillet

Paf : 32 000ar / personne

Iza ilay mbola tsy niaraka taminay 📌
Andao amin'izay ary eh 🥰
Jereo tsara angeh ny sites visite ntsika eh 😋

💚 Chute de la lily
💚 îlot de la vierge
💚 Plage Ampefy
💚 Geyser

❌Incluant :
-Transport aller / retour
- Ticket d'entrée
- Frais de guidage

❌Exculs:
- Besoin personnel
- Sakafo ( +6000ar )

❤ Maro be ny zavatra hita ntsika any koa inona no endrasana fa alefaso dien'izao ny réservation 😘

Pour réservation : 15000ar/ pers ny acompte
Reste à payer : Jour J
Départ : 6h:30 à Anosy devant HJRA

Plus information :
Tél: 038 39 203 31
Wathapp: 038 39 203 31
Mp: TsekyMada Tour

❌Lasa indray ary isika eh 💚 🚌    Ho entinay indray ianareo hianoka fiainana anaty natiora 💦🍂       Jereo ange eh 🤭 excur...
09/06/2025

❌Lasa indray ary isika eh 💚 🚌
Ho entinay indray ianareo hianoka fiainana anaty natiora 💦🍂
Jereo ange eh 🤭 excursion en une journée 🥰
Prix : 32000ar /personne
Destinations MANDRAKA sy MANTASOA
Date aux choix : Samedi 21 Juin
Samedi 28 Juin
Dimanche 29 Juin
À découvrir :
💚 Sahamaintsoanala
💚 Cascade 1,2 (mandraka )
💚 Forêt pleine de lémuriens
💚 Lac mantasoa (balade en pirogue )
❤ Nosy soa park ( mais avec conditions +15000ar)

⛔ Exclu : bouteille d'eau , besoin personnel, repas (à partir 6000ar, fa afaka mitondra iany koa ianareo )

📌Depart : 6h30 à Anosy
Pour réservation : 20 000ar /personne Acompte
Reste le Jour J 😉

Plus info : 038 39 203 31 , Mp : Tsekymada Tour
WhatsApp : 038 39 203 31

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Ny Aina Klarhat Mbolatiana Rakotoarimanana ʚʆɞ Ezra ʚʆɞ
03/06/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Ny Aina Klarhat Mbolatiana Rakotoarimanana ʚʆɞ Ezra ʚʆɞ

💚 oh la laaa 🥳    Excursion en une journée  be izao Ampefy 🥰✔samedi 17 Mai  ✔Dimanche 18 Mai ✔ samedi 24 Mai Paf : 32 00...
12/05/2025

💚 oh la laaa 🥳
Excursion en une journée be izao Ampefy 🥰

✔samedi 17 Mai
✔Dimanche 18 Mai
✔ samedi 24 Mai

Paf : 32 000ar / personne

Iza ilay mbola tsy niaraka taminay 📌
Andao amin'izay ary eh 🥰
Jereo tsara angeh ny sites visite ntsika eh 😋

💚 Chute de la lily
💚 îlot de la vierge
💚 Plage Ampefy
💚 Geyser

❌Incluant :
-Transport aller / retour
- Ticket d'entrée
- Frais de guidage

❌Exculs:
- Besoin personnel
- Sakafo ( +6000ar )

❤ Maro be ny zavatra hita ntsika any koa inona no endrasana fa alefaso dien'izao ny réservation 😘

Pour réservation : 10000ar/ pers ny acompte
Reste à payer : Jour J
Départ : 6h:30 à Anosy devant HJRA

Plus information :
Tél: 038 39 203 31
Wathapp: 038 39 203 31
Mp: TsekyMada Tour

10/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Mbolatiana Rakotoarimanana, ʚʆɞ Ezra ʚʆɞ

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mazava Fanay, Adriana Lai, Ma Modaccess, Andrizou Ravonjy, Honore Auflia, Rala...
07/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mazava Fanay, Adriana Lai, Ma Modaccess, Andrizou Ravonjy, Honore Auflia, Ralalanjatovo Lorenzo, Arisoa Nomenjanahary, Mihary Andriamisa, Ny Tsoa Andrianirina, Fÿh Tsøu, Hanitraniaina Ursula, Mïalÿ Josiellah, Nakk'y Mureille, ʚʆɞ Ezra ʚʆɞ, Rajerison Lovaniaina Samoely, Rtv Neriah, Chris'tiinah Salem

06/05/2025

Venez nombreux avec nous à la prochaine voyage 💚
❌ Mandraka et Mantasoa ❌

Rehefa makany Mantasoa dia misy an'ito park kely ito 🥰💚 💚Koa netinay tany indray ireto équipe mamy kely reto 🥰        💚 ...
05/05/2025

Rehefa makany Mantasoa dia misy an'ito park kely ito 🥰💚
💚Koa netinay tany indray ireto équipe mamy kely reto 🥰
💚 Park nosysoa 🥰

Mankafy natiora 💦Mankafy fiainana 💚      Lac Mantasoa indray izahay teto 💦🥰
05/05/2025

Mankafy natiora 💦Mankafy fiainana 💚
Lac Mantasoa indray izahay teto 💦🥰

Mandraka sy Mantasoa 04 Mai 2025 📅 Mankasitraka fona nisafidy anay 💚🥰     💚Sahamaintsoanala park 💚
05/05/2025

Mandraka sy Mantasoa 04 Mai 2025 📅
Mankasitraka fona nisafidy anay 💚🥰
💚Sahamaintsoanala park 💚

05/05/2025

Misy ambiance fona nge oa rehefa tafiaraka aminay eh 🥳🥰💚
Date tsika manaraka :
💚 11 Mai
💚 17 Mai
💚 24 Mai
Mialavoly isika , hilalao iany koa , ankafy natiora 💦💚

Address

Antananarivo

Telephone

+261345364710

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TsekyMada Tour posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category