09/05/2025
Bonjour les amis,Andao hanankarena eee!!!
ALLÔ, ALLÔ, HO ANAREO IZAY TE HO ANY CHINE HAKA ENTANA NA TE HANAFATRA ENTANA,IZAHAY DIA AFAKA MANORO NY LÀLANA REHETRA2 SY NY FOURNISSEURS REHETRA AMIN’IZAY ENTANA ILAINAREO AMIN'NY LAFINY REHETRA,NA EN DETAILS NA EN GROS 🌍...
👉 Afaka misoratra anarana dian'izao izay te hahafantatra bebe koakoa
📇 Omenay anareo ny contact an’lay fournisseur(s) ahazoana an’zareo (Wechat, WhatsApp, etc…), ny adresse misy azy ihany koa.
🤜 Afaka manao commande foana ianao amin’izay dia livré-na any amin’ny dépôt anay any YIWU ny entana raha alefa maritime na alefa par avion (ny fournisseur efa tonga dia afaka manao livraison any amlay adresse izay omena an’zareo)
✅ Misy voyage organisé isam-bolana izay te ho any Chine miaraka amin'ny guide m'lay be ary izahay no mikarakara ny expéditions na par avion na maritime mitondra azy eto Madagasikara.
📲📲 Misokatra ny fisoratana anarana ho an'izay maniry hahazo ny information rehetra2.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa messages MP
📳 038 85 281 34📳
mails : [email protected]
À très bientôt les amis 😉