16/04/2026
‼️‼️PROMOTION BE TSY HITANAO N'AIZA N'AIZA‼️‼️
-Alefa mora be daholo ho fitsinjovana anao mandeha alina 🆗
* Projecteur led rond :
code / phare : 25.000Ar ny paire
* Projecteur led rectangle :
veilleuse + code + phare + Strobo : 45.000Ar ny paire.
* Led H4 100W ventilé ilay matanjaka be : 75.000Ar ny iray.
paire possible 🆗
‼️⁉️Anjaranao indray no mitaratra ireny fiara tsy mahalala mamono phare ireny miaraka amin'ito led ito 😂😅
*na Y8 pro na M8 pro na H4 10 isa na Halogène de takona daholo.
‼️STOCK LIMITE TOMPOKO, EFA MISY PRIX IREO ‼️
mp ny commande . araraoty dieny mbola promo ary.