BOTO Location Travel

BOTO Location Travel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BOTO Location Travel, Travel Company, Antananarivo.

"Service de Location de Voiture STAREX à Madagascar 🏖️🌊⛈️🌦️🌞🚐 🇲🇬🇲🇬
Simple et Rapide 👇👇
Profitez d'un voyage en toute sécurité avec nous 🙏
📞📞0345704493/0341481646

10/10/2025
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana mana-manjo androany izahay ato @ BOTO LOCATION TRAVEL 🙏😭TRAJET: Tana-Ambatom...
10/10/2025

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana mana-manjo androany izahay ato @ BOTO LOCATION TRAVEL 🙏😭

TRAJET: Tana-Ambatomanga-Ambohitrinibe- Antanimarina

ho anareo izay Mitady location : Transfert,mariage, hanatitra enterrement, voyage province aza misalasala mandefa mp n'a miantso ☎️ 0345704493/0341481646

Salama daholo oh 🙏Ankotrany BOTO LOCATION TRAVEL :Location voiture Starex dia ity ihany koa misy activités anay hafa ho ...
01/10/2025

Salama daholo oh 🙏
Ankotrany BOTO LOCATION TRAVEL :Location voiture Starex dia ity ihany koa misy activités anay hafa ho anareo rehefa izay Liana te hiditra @ sehatry ny b***e friperie .


afaka andefasana mp compte ireo izay Liana
mandefa b***e any @ faritra
livraison Tana

💍✨ Boto Location Travel ✨💍Omeonay fisaorana sy fankasitrahana manokana ny mpanjifanay malala  izay nifidy anay ho mpiara...
28/09/2025

💍✨ Boto Location Travel ✨💍
Omeonay fisaorana sy fankasitrahana manokana ny mpanjifanay malala izay nifidy anay ho mpiara-dalana tamin’ny andro lehibe indrindra teo amin’ny fiainany omaly 27 septembre 2025 – ny A&T
✅Espace Fitahiantsoa Manjaka Ilafy 🥳🥂🍾🎊

🚐 Faly izahay fa afaka nanampy tamin’ny fitaterana sy nampisy fahatoniana tamin’ny dianareo, ka lasa tafasongadina kokoa ny hatsaran’io andro sarobidy io.

🌹 Mirary soa indrindra ho an’ny mpivady vaovao :
Haharitra mandrakizay anie ny fitiavanareo, ho feno hafaliana ny tokantranonareo, ary hitondra fahombiazana ny fiainana iainananareo miaraka.

❌❌ Mankasitraka lehibe tompoko fa tsy nijanona ho chauffeur fotsiny izahay fa nomenareo toerana manokana ho invité anareo mihitsy ♥️🙏🙏❌❌

🙏 Mankasitraka hatrany amin’ny fitokisana napetraka aminay.
Boto Location Travel – “Des routes à découvrir, des souvenirs à créer.”
[email protected]
📞📞0345704493 /0341481646

Andriampamaky -Ankazondandy- Ambohitradraina rn3 BOTO location travel dia vonona hitondra anareo hitety an'i GASIKARA 🙏P...
23/09/2025

Andriampamaky -Ankazondandy- Ambohitradraina rn3

BOTO location travel dia vonona hitondra anareo hitety an'i GASIKARA 🙏
Prix abordable
Disponible pour transfert et location Tana- Province👌

Tompony mivantana
prix à partir 100.000ar
[email protected]
📞📞0345704493/0341481646

un jour viendra 🙏🎁arahana ezaka dia ho tanteraka aminao 👌
22/09/2025

un jour viendra 🙏🎁
arahana ezaka dia ho tanteraka aminao 👌

Maro bé mp, marobe te hiteny hoe iny koa " miseho BOTO" no asiana  soratra BOTO tomobile.Tsy hoe te ho boto na hoe "Jiol...
19/09/2025

Maro bé mp, marobe te hiteny hoe iny koa " miseho BOTO" no asiana soratra BOTO tomobile.Tsy hoe te ho boto na hoe "Jiolamboto" fa tena tsy mahamenatra ahy ny mitondra izany nom de famille izany "BOTO" na "BOTOBEBE" izay nolovainay t@ ireo razambe anay " SAINTE MARIE".🙏🥱
🎁 BOTOBEBE MICHEL FABRICE 🎁

✅Porter ce nom de famille ne doit pas être une honte, mais plutôt une source de fierté🙏👌

❌❌Tsy maha Boto an'ialahy koa mamelombady amanjanaka izany anie fa miezaka mitady izay mahasoa 👌❌❌

Ankasitrahanay foana ianareo izay nanjifa tato aminay hatrizay 🙏

[email protected]
📞📞0345704493

🚐✨ BOTO LOCATION TRAVEL ✨🚐          🇲🇬🇲🇬 STAREX 9 PLACES 🇲🇬🇲🇬Miaraka aminay, ny dia dia lasa tantara tsaratsara!SAHIRANT...
12/09/2025

🚐✨ BOTO LOCATION TRAVEL ✨🚐
🇲🇬🇲🇬 STAREX 9 PLACES 🇲🇬🇲🇬
Miaraka aminay, ny dia dia lasa tantara tsaratsara!
SAHIRANTSAINA MITADY LOCATION MORA? 👇👇

➡️ Fandehanana mankany amin’ny toerana izay tianao (Foulpointe, Ampefy, Tamatave, Majunga,Toliara,Diego ...sns.)
🚐Transfert na location 🙏

➡️ Fiara madio
➡️ Mpamily za-draharaha sy matihanina
➡️ Prix abordable tsara à partir 100.000ar/jr

📞 Antsoy izahay: 034 57 044 93
📧 [email protected]

🛣️ “Des routes à découvrir, des souvenirs à créer.”

BOTO LOCATION TRAVEL Mitady location starex 9places ⁉️ETO izahay vonona hanome fahafampoa anareo Location Tana Ville, tr...
10/09/2025

BOTO LOCATION TRAVEL

Mitady location starex 9places ⁉️

ETO izahay vonona hanome fahafampoa anareo
Location Tana Ville, transfert aéroport,mariage, province ....
Tarif à partir de 100.000ar/jr

📞📞0345704493
[email protected]

Manomanomana Kely hiatrika destination vaovao indray 🍾👊💋Mankasitraka hatrany anareo nisafidy an'i Boto Location Travel 🙏...
08/09/2025

Manomanomana Kely hiatrika destination vaovao indray 🍾👊💋

Mankasitraka hatrany anareo nisafidy an'i Boto Location Travel 🙏

Nouvelle destination,nouveau défi 🙏❤️

📞📞0345704493

Mission accomplie, arrivé Antananarivo Boto Location Travel 🎊🎉💯Mandray contrat vaovao indray izahay 🙏Aza misalasala iana...
03/09/2025

Mission accomplie, arrivé Antananarivo
Boto Location Travel 🎊🎉💯

Mandray contrat vaovao indray izahay 🙏
Aza misalasala ianareo mandefa mp n'a miantso ☎️0345704493

[email protected]

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BOTO Location Travel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category