Pas à pas aventure

Pas à pas aventure 'Ndao hiaraka aminay

Activités : Randonnée, camping, vacances, Team Building

☎️ 0344200673, 0375367406

17/03/2026

Randonnée Antongona
🗓️ 05 Avril (p***a)
☎️ 038 19 413 03
🔥Ambatomirahavavy - Antongona - Imerintsiatosika

📌Araho foana ny pejy fa hivoaka ny tsara ho fantatra rehetra

15/03/2026

Destination efa hainareo SAINGY ny lalana vaovao be🔥

Aza miala lavitra

Mbola teritetery fotoana Kely noho ny antony ara-pianarana fa efa miverina isika izao. Miaraka amin'ny tolotra vaovao sy...
10/03/2026

Mbola teritetery fotoana Kely noho ny antony ara-pianarana fa efa miverina isika izao. Miaraka amin'ny tolotra vaovao sy hafa mihitsy (ho resahana misimisy kokoa eto ihany😎)

📌Aza miala alavitra fa araho hatrany ny pejy📌

09/03/2026

efa ela ela izay eh?😅
ho ampafantarina anareo ny antony

♦️ Randonnée Ambohipanompo ♦️⚪Daty : 27 ou 3 Août ⚫Mbola afaka mamandrika toerana hatrany
22/07/2025

♦️ Randonnée Ambohipanompo ♦️
⚪Daty : 27 ou 3 Août
⚫Mbola afaka mamandrika toerana hatrany

🔥🔥VAOVAO BE🔥🔥♦️Toerana sy daty :⚫Destination : Ambohipanompo, fokotanin'ny Manankasina kaomin'Arivonimamo (à 43 Km d'ici...
17/07/2025

🔥🔥VAOVAO BE🔥🔥
♦️Toerana sy daty :
⚫Destination : Ambohipanompo, fokotanin'ny Manankasina kaomin'Arivonimamo (à 43 Km d'ici)
⚪Daty : Alahady 27 Juillet na 03 Août 2025

♦️Tsara ho fantatra :
⚫ Trajet : 7,5Km
⚪ Altitude : 1330m

♦️Zavatra Hita any :
⚫Renivohitr'Imamo fahiny (Manankasina)
⚪Fasan'ireo Andrianan'Imamo
⚫Zohy (Grotte)
⚪ Atelier de tissage de Taretra (Mpanenona)

♦️Tombotsoa :
⚫Fanatanjahan-tena ➡️ Fahasalama
⚪Rivotra madio
⚫Tantara tsy de faheno firy
⚪Afaka mividy haingo-trano sns vita gasy amin'ny vidiny mora ( ao amin'ilay atelier)
⚫ Ala Tapia

♦️Sarany (tarifs)
⚪40.000Ar/pax
⚫Raha toa ka olona 3 ianareo no MIARAKA MISORATRA ANARANA dia mahazo FIHENAM-BIDY 5000ar, izany hoe lasa 35000Ar/pax au lieu de 40000ar.

♦️Inclus :
⚪ Droit de visite
⚫ Guidage
⚪ Transport (aller - retour)
⚫ Zava-mamy

♦️Non inclus:
⚪Repas
⚫Autres besoins personnels

♦️Laharana Finday :
☎️ 0381941303/0377698209
⚪ Réservation et Acompte : 20.000ar
⚫ Miantso na mp Pour plus d'informations

♦️Fandamim-potoana :
⚪ 6h30 : mise en place à Anosy IMM
⚫ 07h00 : Départ
⚪ 14h30 : retour en ville ho fisorohana ilay embouteillages be eo Anosizato

♦️FADY :
⚫Kisoa
⚪Tongolo gasy

🍀'Ndao hiaraka aminay die ento ny havana sy ny namana fa fotoam-pialantsasatra izao🍀

0️⃣5️⃣ Tandremo/fehezo tsara ny afo any ampialan-tsasatra any♦️ Tandremo fa betsaka ny loza mety ho hateraky afo raha at...
15/07/2025

0️⃣5️⃣ Tandremo/fehezo tsara ny afo any ampialan-tsasatra any

♦️ Tandremo fa betsaka ny loza mety ho hateraky afo raha atao tsirambina izany : ala, biby, trano sy olona sns.....

0️⃣4️⃣ Aza mikitikitika na mandraindray ny zavatra hitanao.➡️ Aza maka vato, zavamaniry, harona, na zavatra manan-tantar...
14/07/2025

0️⃣4️⃣ Aza mikitikitika na mandraindray ny zavatra hitanao.

➡️ Aza maka vato, zavamaniry, harona, na zavatra manan-tantara. Avelao eo amin'ny nahahitanao azy ihany mba ho hitan'ny an’ny hafa koa amin’ny manaraka.
➡️Aza mikitikitika na manome sakafo biby rehefa any anaty Parc any fa manimba sy manova ny natiorany izany.

0️⃣3️⃣ Tantano sy hiandraiketo tsara ny fako➡️ Raiso daholo ny zavatra nampiasaina: fonosana, sakafo sisa, taratasy, sns...
13/07/2025

0️⃣3️⃣ Tantano sy hiandraiketo tsara ny fako

➡️ Raiso daholo ny zavatra nampiasaina: fonosana, sakafo sisa, taratasy, sns. Aza avela handoto ny toerana nalehanao, ataovy hoe tahaka ny tsy teo ianao.
“Aza avela na inona na inona, ento avokoa izay rehetra nentina.”

➡️ Toy ny lalàna efa natao ho an’ny mpandeha, toerana efa natokana ho an’ny toby hitoerana. Aza manitsaka zavamaniry mar...
11/07/2025

➡️ Toy ny lalàna efa natao ho an’ny mpandeha, toerana efa natokana ho an’ny toby hitoerana. Aza manitsaka zavamaniry marefo na mitoby amin’ny toerana mbola tsy voatokana ho amin'izany.

Iray amin'ireo fitsipika 7 tokony harahina rehefa hialasasatra na hanao fitsidihana toerana iray ny (7 éthiques sans tra...
10/07/2025

Iray amin'ireo fitsipika 7 tokony harahina rehefa hialasasatra na hanao fitsidihana toerana iray ny (7 éthiques sans trace):
♦️ Dinika sy ny Drafitra mialoha ♦️

Izany hoe : tokony hialohavana Fandinihana sy drafitra efa voahomana mialoha ny fialan-tsasatra iray tiana ho tontosaina.
Ohatra :
- fantarina tsara ny mikasika ilay toerana rehetra
- Ny toetr'andro
- fantarina mialoha ny zavatra rehetra tokony entina
- s&s.....

♦️Vokany :
- Misoroka olana sns...,
- manampy amin'ny fanajana ilay toerana tsidihana
- tsy misy ny fahasimbana

📌Araho hatrany ny pejy📌

Koa satria efa miaina ao anatin'ny vanim-potoanan'ny fialan-tsasatra (Vacance) isika ankehitriny dia tsara ny miresaka i...
09/07/2025

Koa satria efa miaina ao anatin'ny vanim-potoanan'ny fialan-tsasatra (Vacance) isika ankehitriny dia tsara ny miresaka ireo fitsipika 7 tokony atao sy hiainana rehefa mitsidika toerana iray isika.

❓Fantatrao ve hoe inona avy izy ireo⁉️
(Afaka mamaly izay mahay)

Ho valiantsika eto amin'ny pejy ihany izy 7 ireo. Araho tsy tapaka ny pejy🙏🏽

Address

Antananarivo

Telephone

+261381941303

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pas à pas aventure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pas à pas aventure:

Share

Category