27/07/2026
Tsy ny olona rehetra mandeha any Chine no mpivarotra lehibe.
Maro amin’ireo niaraka taminay no nanomboka tamin’ny commande vitsivitsy monja. Ankehitriny kosa, efa manana mpanjifa sy business mitombo isan’andro izy ireo.
Indraindray, tsy ny vola no tena maha samy hafa antsika… fa ny fanapahan-kevitra hanomboka.
Raha efa nieritreritra ny hanafatra entana mivantana avy any Chine ianao nefa mbola misalasala, dia mety izao no fotoana tsara hanatanterahana izany.
🇨🇳 Ny Voyage Business manaraka dia efa eo am-panomanana.
📩 Raha mila fanazavana dia alefaso fotsiny ny hoe “CHINE” ao amin’ny Mp.