Excellia Travel Madagascar - Agence de Voyage & Tour Opérateur

🇲🇬 🇸🇨 🇨🇳 🇹🇷 🇦🇪 🇮🇳 🇮🇩 🇸🇬 🇹🇭 🇩🇪 🇲🇺

✈️Voyages organisés

🌐Voyages sur mesure

🧳Business trips

📚 Assistance Visa

🌟 À votre service sur le territoire national et à l'international.

22/09/2026

Niaina fahantrana lalina i Chine 45taona lasa izay...

20/09/2026

Miantso anao Dubaï

Du 10 au 17 novembre 2026 ny voyage business-tsika farany amin'ity taona ity.

Izay misoratra anarana mialoha ihany no mahazo tarif promotionnel an

☎️038 18 005 00 Voir moins

18/09/2026

Andao hiara-hitsidika ny tontolon’ny meuble aty Chine miaraka aminay amin'ity androany ity

Aza adino ny:
- Dubaï Business & Discovery : 10 au 17 novembre 2026
- China Business & Discovery : 20 novembre au 02 décembre 2026

Réserveo ny place nao dieny izao raha te hisitraka promo ianao

Identifieo ao amin’ny commentaire ihany koa izay olona fantatrao fa manana crèche na école na tompona aire de jeux mba i inspirer azy amin’ny anitarany ny fandraharany

17/09/2026

Un voyage ne se résume pas à une destination.
C’est une émotion, des découvertes, des souvenirs et parfois même le début d’un nouveau projet.

Nous vous accompagnons à chaque étape pour que vous puissiez partir l’esprit tranquille, vivre pleinement chaque instant et revenir avec bien plus que des photos.

Voyagez avec EXCELLIA Travel Madagascar — votre monde commence ici.

17/09/2026

Les Opportunités Business en Chine que beaucoup d’entrepreneurs Ignorent

16/09/2026

Mpivarotra ve ianao? Revendeur? Vendeur en ligne? Sa manana magasin?

Raha mividy entana amin’ny olona eto an-toerana fotsiny ianao, dia tsy manitikitika anao ve hoe:

Avy aiza marina no hakana ireo entana amidinao ireo?

Mety any Chine, Inde, Dubaï, Vientnam, Thaïlande, Allemagne...

Any ianao no afaka mahita fournisseurs, grossistes, fabricants, ary vokatra maro mbola tsy fahita eto Madagasikara.

Afaka mampitaha prix, qualité, ary mahita izay tena mety amin’ny tsenanao ianao.

Raha vendeur en ligne ianao, afaka mitady produits vaovao hampiavaka anao amin’ny concurrents.

Raha revendeur ianao, afaka mitady loharano hahazoanao entana amin’ny vidiny mahaliana kokoa.

Raha manana magasin ianao, afaka mahita collections sy produits vaovao hanitarana ny safidy omenao ny clients.

Ary raha mbola mikasa ny hanomboka business ianao, ity dia fotoana iray hahitanao mivantana izay tena misy eny an-tsena sy ireo opportunités azonao trandrahana.

Izany indrindra no antony namoronanay ny Chine Business & Discovery .

Tsy voyage touristique tsotra izy ity.

Miaraka aminay ianao hitady fournisseurs, hijery marchés sy magasins spécialisés, hahita produits vaovao, ary hahazo idée momba izay mety amidy eto Madagasikara.

Ny tanjona dia tsotra:

Tsy hiverina avy any Chine miaraka amin’ny souvenir fotsiny ianao, fa hiverina miaraka amin’ny contacts, idées, fournisseurs ary opportunités vaovao ho an’ny business-nao.

Raha mpivarotra ianao ary te hampiakatra niveau ny activité-nao, aza mijanona fotsiny mijery ny entan’ny hafa.

Mankanesa any amin’ny source.

📍 Chine Business & Discovery
✈️ Miaraka amin’ny Excellia Travel Madagascar sy fiofanana miaraka amin'i M. Ratsimba Mianatra Mahomby

Raha mila programme sy tarif ianao, alefaso aminay mp izao ny teny hoe:

“CHINE”

dia homenay anao ny détails rehetra ianao.

14/09/2026

FANAMBARANA❌

Ao anatin’ny Dubaï Business & Discovery no ahitanao izany : voyage iray izay itondrana anao maka entana any Dubaï kanefa sady mitsangatsangana ihany koa

Ny tombony ve?
- Mahita fournisseurs vaovao ianao hangalanao ny entana ho an’ny tsenanao
- mahita opportunités vaovao ianao ampivelarana ny orinasanao
- ⁠mahita zava-baovao izay afaka hanatsaranao ny asanao sy ny fomba fiasanao ianao
- ⁠mahazo réseaux vaovao ianao ary mety ahazo mpiara-miasa vaovao mihitsy aza
- ⁠misokatsokatra tsara ny sainao satria miova horizon vaovao ianao

Ity indray ary ny départ antsika farany : du 10 au 17 novembre 2026
Izay misoratra anarana mialoha ihany no mahazo tarif promotionnel an

☎️038 18 005 00

13/09/2026

Voyage organisé itondrana anao miantsena any Chine : 20 novembre au 02 décembre 2026

Ny fiantsenana vita, ny fahafinaretana azo, ny souvenir mipetraka…Ao anatin’ny Dubaï Business & Discovery no ahitanao iz...
13/09/2026

Ny fiantsenana vita, ny fahafinaretana azo, ny souvenir mipetraka…

Ao anatin’ny Dubaï Business & Discovery no ahitanao izany : voyage iray izay itondrana anao maka entana any Dubaï kanefa sady mitsangatsangana ihany koa

Ny tombony ve?

- Mahita fournisseurs vaovao ianao hangalanao ny entana ho an’ny tsenanao

- mahita opportunités vaovao ianao ampivelarana ny orinasanao

- ⁠mahita zava-baovao izay afaka hanatsaranao ny asanao sy ny fomba fiasanao ianao

- ⁠mahazo réseaux vaovao ianao ary mety ahazo mpiara-miasa vaovao mihitsy aza

- ⁠misokatsokatra tsara ny sainao satria miova horizon vaovao ianao

Ity indray ary ny départ antsika farany : du 20 novembre au 02 décembre 2026

Izay misoratra anarana mialoha ihany no mahazo tarif promotionnel an

☎️038 18 005 00

Enceinte Société Ranohisoa Ankorondrano, bâtiment I, 1er étage

12/09/2026

Et si votre prochain business commençait en Chine ?

Address

Ankorondrano En Face Yas
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Excellia Travel Madagascar - Agence de Voyage & Tour Opérateur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category