13/10/2020
🚶♀️🚶 Andeha isika rehetra hiara-hitsidika an'i Manandona!!! 🌳🌳🚌🇲🇬
Izahay ato amin'ny ''Weekend N'tsik Mada" dia mikarakara fitsangatsanganana sy fialam-boly eo amoron'ny dobo natoraly Manandona ny faha-8 Novambra 2020 ho avy izao. 🏊♂️🤽♀️
Efa misokatra ny fisoratana anarana! Mandefasa hafatra miafina na miantsoa avy hatrany. ☎️📨
Tongava maro ary eeee! ❤️💛💙
🚶♀️🚶 Découvrons ensemble Manandona!!! 🌳🌳🚌 🇫🇷
Weekend N'tsik Mada organise une randonnée et détente au bord de la piscine naturelle de Manandona le 08 Novembre 2020.🏊♂️🤽♀️
Inscription déja ouverte! Contactez-nous en message privé ou appelez directement. ☎️📨
Venez nombreux! ❤️💛💙