31/10/2021
⛱ Andao indray hijery sy hanjifa ireo tolotra "vacances" misy fihenam-bidy mandritry ny Tsenaben'ny fizahantany andiany faha 4 !
🌳 Ny 11, 12, 13 novambra 2021 eo amin'ny zaridainan'Antaninarenina.
✨ Tsy misy vidim-pidirana.
Taomy ny namana dia handao hizaha an'i Madagasikara 🇲🇬