Vokatra Sothemad Sahambavy

Vokatra Sothemad Sahambavy Agribusiness, Elevage, Agro-tourisme, Produits laitiers, ...

21/05/2026
Mirary Paka finaritra ho antsika rehetra. 😍🎁🎊🎉
05/04/2026

Mirary Paka finaritra ho antsika rehetra. 😍🎁🎊🎉

SALAMA ABY🖐️🖐️Hitanao ato koa ny vokatra SOTHEMAD ankoatran'ny dite zay efa mahazatra anao dia ao koa ny produits laitie...
17/03/2026

SALAMA ABY🖐️🖐️
Hitanao ato koa ny vokatra SOTHEMAD ankoatran'ny dite zay efa mahazatra anao dia ao koa ny produits laitiers rehetra.
Tongava mitsidika fa vonona ny handray anao am- pitiavana be zahay🙂😍

Salama aby🙂
Misokatra ho anao isan'andro manomboka ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy ny toeram-pivarotana eto ISAHA @ arrêt bus piscine.
Ao no ahitanao ireo karazana thé avy any Sahambavy izay vokarin'ny SOTHEMAD sy SOAGRIS.
Toy ny:
- Master tea Thé noir
- Master tea thé Vert
- Teatsar Detox
-Teatsar Akorbae
-Teatsar Easy Chai
Mandrosoa ary fa izay manjifa ihany anie no hahalala ny tsirony sy ny tombotsoa azo avy aminy. ☺🙂


08/03/2025

Send a message to learn more

Ohab 16: 3 "Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao" 💖 TEATSAR DETOX, élu "MEILLEUR PRODUIT" 🥳 Ma...
23/06/2024

Ohab 16: 3
"Ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao"

💖 TEATSAR DETOX, élu "MEILLEUR PRODUIT" 🥳

Mankasitraka ny Chambre de Commerce et de l'industrie Haute Matsiatra nikarakara ny "Foire Tosika 3ème édition", fa indrindra nanome sehatra anay mpamokatra avy eto @ Faritra.
Misaotra ny mpanohana rehetra.
Mankasitraka antsika rehetra tonga nitsidika, ireo nanjifa teny an-toerana, ireo izay mbola mikasa hanjifa.

Ny foire no nifarana anio fa ny vokatra dia hita isan'andro eo @ "point de vente SOTHEMAD", anoloan'ny terrain de tennis ambanin'ny BNI Tsianolondroa. Misokatra ho antsika ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy.

De mampirisika antsika hanjifa hatrany ny "Vita Malagasy"

Address

BP 1048
Fianarantsoa
301

Telephone

+261346562895

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatra Sothemad Sahambavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vokatra Sothemad Sahambavy:

Shortcuts

Share