26/07/2026
👉 Tongasoa eto ANTANANARIVO 👈
Dia mankasitraka bé dia bé ny famille Madagascar Trotter izahay tamin'ny fiarahana nandritra ny ROADTRIP by rn12A.
🙏 Tena isaorana ianareo nisafidy mañokana an'i Fort Dauphin ihany koa Ary nizara maimaimpoana ny dianareo nandritra iny fitsidihana iny🙏
❤️Tsy adino ny misaotra anareo nanaraka ihany koa fa hay Kay Maro bé ianareo na tany Atsimo atsinanana, na tany Fort Dauphin na tany Ambovombe,eny hatrany Tsihombe aza... Faly izahay Misy anareo❤️
✅Farany, vaovao tsara bé. Mandalo eto Antananarivo izahay Voyage-R Fort Dauphin, ka ho anareo izay Liana amin'ny ROADTRIP manaraka, afaka miantso mivantana ny 0344291958.
Araraoty ihany koa fa izay manao réservation pour prochaine départ le 18 août 2026 dia mahazo séjour 1 Andro de plus,izany hoe lasa 11 jours daholo izany izay mandeha le mois d'août.
🚨Code promo : MADAGASCAR TROTTER FORT DAUPHIN 🚨