TROY AGRI 1

TROY AGRI 1 💚

01/06/2026

Niany ndrek vao tsaroako hoe keky zao io misy page ty 😂😂 haaaazalahhh 🤧🤧

🤣😂💚 Mamokatra ny admin .haha
10/01/2026

🤣😂💚 Mamokatra ny admin .haha

11/10/2025
papay pour le match ???alefaso commande 😆😅
30/08/2025

papay pour le match ???
alefaso commande 😆😅

Efa avy any oh i raha togna 😍🌱Tompony mbô tia1er récolte 2025 💚
22/08/2025

Efa avy any oh i raha togna 😍🌱
Tompony mbô tia
1er récolte 2025 💚

14/06/2025

🌶🍋🫠🤤🥵
Dispo sur Mahanoro et Tamatave 🥰

Vokatra hoavy tsy ho ela 😍🤤🥵😋🌶🌶Sakay be tsy mipoka ony😏Tsy haiko aloha fa ny Sakay vokarinay ato am TROY AGRI tena mipôk...
02/06/2025

Vokatra hoavy tsy ho ela 😍🤤🥵😋🌶🌶
Sakay be tsy mipoka ony😏
Tsy haiko aloha fa ny Sakay vokarinay ato am TROY AGRI tena mipôka tsara agn😍
Sakay+Citron izay tena mafana no sady mampirarakivy 🤤🥵
Ho anao mpivarotra tsakitsaky regny afaka mandefa commande.
Ireo famille tia sakay koa torak’izany.
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra am whatsapp 😉

Alefaso commande sod anao taraiky eh Vidiny natao mirary dia mirary 😉Tanora mamboly jirofo,antitra misy ampingoina🤑
31/05/2025

Alefaso commande sod anao taraiky eh
Vidiny natao mirary dia mirary 😉
Tanora mamboly jirofo,antitra misy ampingoina🤑

Firy % ny Malagasy moa no tantsaha ? Nefa firy % @ izy regny nefa sahirana. Ny hoanina androany tadiavina androany? Ny f...
07/10/2024

Firy % ny Malagasy moa no tantsaha ?
Nefa firy % @ izy regny nefa sahirana. Ny hoanina androany tadiavina androany?
Ny fambolena nefa dia anisany fitaovana iray afaka entina miady @ fahantrana rehefa hainao ny mikarakara sy mitantana azy. Raha mbola miady am kapoaka ny olona iray dia sarotsarotra ny hampivoatra ny faripihaina.
Izay indrindra no nahatonga anay ato @ TROY AGRI nametraka tanjona. Tsy inona izany fa ny hahaleo tena ara-tsakafo. Autrement dit "Autonomie alimentaire" . Rehefa mahaleo tena ara-tsakafo maonko dia moramora kokoa ny manatratra ireo tanjona hafa.

Mbola maro ny zanaboly ao am la pépinière de TROY AGRI 💚Zao itantsika am sary zao ny santionany hazo novokarina tao am p...
05/10/2024

Mbola maro ny zanaboly ao am la pépinière de TROY AGRI 💚
Zao itantsika am sary zao ny santionany hazo novokarina tao am pépinière izay efa mamokatra amin'izao fotoa izao.
Tanora mamboly hazo ony antitra manankialofana .
Fa amzao mok alokaloka zegny tsy mahampy fa mabolia raha manjary vola 🤑.
Zahay ao am TROY AGRI dia mamokatra zanabola 😍itanareo amzao zanak'azo moumouta kely mahafinaritra be zao💚
Ouz ingénieur am tanana hoe: "Tanora mamboly jirofo,antitra magnampingo " .
Tonga dia afaka mandefa commande am mp zay liana 😉
1500Ar ny akiray 🌱😉
Contact : 0349219438

Address

Mahanoro

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TROY AGRI 1 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share