14/06/2026
Hello hello✨️
🇨🇳VOYAGE BUSINESS EN CHINE – 15 ANDRO 🇨🇳
Tarif :11 750 000 ar
▶️Na vao manomboka amin'ny varotra ianao.
▶️Na efa mpandraharaha.
▶️Na tia hiantsena entana tsara kalitao amin'ny vidiny mirary.
👉Tia hahita fournisseurs azo antoka sy hividy mivantana ?
✨ Ity no fotoana mety ho anao!
Mandritra ny 15 andro, hiara-hitady ny tsara indrindra ho an'ny raharaham-barotrao isika :
Tafiditra ao anatin'ny Pack Business Chine 15 jours :
✔️ Billet avion aller-retour
✔️ Visa Chine
✔️ Hôtel mandritra ny séjour
✔️ Transport Aéroport – Hôtel – Aéroport
✔️ Accompagnement sy Guide Malagasy mandritra ny dia.
💫 Fanampiana amin'ny fandefasana ny entanao ho aty Madagasikara.
📌 Raha mbola tsy manana passeport ianao dia afaka manampy anao amin'ny fikarakarana izany izahay.
📅Aza tara manao ny inscription raha tapakevitra ny handeha .
Adresse : Lot H 36 AA Manandona Ambohijanaka By Pass mankany Iavoloha
Contact : 034 76 754 99
Whatsapp : 034 76 754 99