ADR Company

ADR Company TOUR OPÉRATEUR & AGENCE DE VOYAGE B2C- SPECIALISÉE
NIF/STAT✅
RCS☑️
ASSURANCE VOYAGE✅
ISO 31 000 - Gestion des risques ✅
5 ans d’expérience🔄

13/08/2026

Hisaorana hatrany ireo mpianatra avy ao amin’ny INTH - Entrepreunariat 🥰

8 andro - 5 alina no niarahana tamin’izy ireo tao Toliara nahitana ireo site touristique maro samy hafa❤️🏝️

Ao anatin’ny fandraisana ireo INTH parcours Management sy Hotellerie ✅
Aza misalasala miantso rah manomana voyage d’études ianareo❤️ tsy miova ny tarifs ary mihezaka foana izahay manome zava baovao sy manatsara ireo tolotra rehetra➡️

☎️0382984522 - 033 15 357 28

✅2027 Efa mandeha amin’izao ny test circuit 🏜️Dubai  - 🏝️ Sainte Marie - Nosy Be ✈️ izay ho satarintsika rehetra amin’ny...
29/07/2026

✅2027

Efa mandeha amin’izao ny test circuit 🏜️Dubai - 🏝️ Sainte Marie - Nosy Be ✈️ izay ho satarintsika rehetra amin’ny vidiny mirary amin’ny taona 2027 arakin’ny nahalalantsika an’i ADR Company hatramin’izay!

Manomana portefeuille ihany no ataonao dieny zao na dia mora foana aza ny budget 😜 ‼️

‼️⚠️PACK VOYAGE D’ÉTUDES OU GROUPE A PARTIR DE 235 000 Ar / pers sans restauration et 295 000 Ar / pers avec restauratio...
26/07/2026

‼️⚠️PACK VOYAGE D’ÉTUDES OU GROUPE A PARTIR DE 235 000 Ar / pers sans restauration et 295 000 Ar / pers avec restauration.

Amin'ny sarany iray monja dia afaka misitraka ireto tolotra feno ireto ianao :

🚐 TRANSPORT (LOCATION + CARBURANT )
Efa tafiditra ao anatin’izany ny déplacement rehetra ifanarahana mialoha amin'ny agence (toy ny famangiana orinasa sy ny toerana fizahantany). Ny safidy amin'ny fiara kosa dia arakaraka ny isan'ny mpandeha (BUS, CAR, CRAFTER, SPRINTER, MINIBUS, STAREX, 4x4, na Citadine).

🏨 HÉBERGEMENT
Trano hivantanana mandritra ny fivahiniana na rehefa manao escale eny an-dalana. Misy karazany maro azo isafidianana arakaraka izay ilaina: Chambre, Dortoir, Bungalow, na efitrano misy matelas . Ny sasany amin'izy ireny dia efa ahitana(Wi-Fi 📶), toerana fahandroana, ary efitra fisakafoana.

🍽️ RESTAURATION (Sakafo)
Ho an'ilay tolotra misy sakafo, efa tafiditra ao ny sakafo maraina, atoandro, ary hariva any an-toerana (sur commande). Hiaraha-mamolavola ny menu mba hifanaraka tsara amin'ny budget sy ny filàn'ny mpanjifa.
(Fanamarihana: Ny sakafo eny an-dalana sy ny zavatra ilaina manokana na "besoins personnels" dia tsy tafiditra ao anatin'ity Pack ity).

🏭 🌄 VISITES ENTREPRISES ET TOURISTIQUES
Betsaka ny toerana mahaliana azo tsidihana! Afaka manampy, manolotra, ary mitondra anao any amin’ireo orinasa sy toerana fizahantany tsara indrindra any an-toerana ny agence-nay.

🤝 GUIDAGE ET ACCOMPAGNEMENT
Misy solontenan'ny agence (personnel) efa voaofana miaraka amin'ny mpandeha mandritra ny dia iray manontolo. Izany dia natao mba hisian'ny filaminana (encadrement), hanamora ny fikarakarana ireo mpandeha, ary hiantohana ny kalitaon'ny tolotra omena anao (contrôle qualité).

💡 Koa aza misalasala manontany devis raha manana fikasana ny hiara-hiasa aminay ianareo. Vidianay lafo ny fahatokisanareo! ❤️🥰

📞 Contact & WhatsApp : 038 29 845 22

Tontosa soamantsara ny voyage d’études niarahana tamin’ireto mpianatran’ny Université d’Ankatso ireto🥰❤️ Nahafinaritra n...
06/07/2026

Tontosa soamantsara ny voyage d’études niarahana tamin’ireto mpianatran’ny Université d’Ankatso ireto🥰❤️ Nahafinaritra ny dia nandritran’izay 6 andro sy 4 alina izay🙏😍

Nanana tombotsoa izy ireo satria dia Bungalow équipée avec piscine 🏊🌊 no nandray azy ireo tao anatin’izay fotoana rehetra izay❤️

Betsaka ireo fotoana mamy niarahana 🥹 fa dia mandrapihaona indray e, 🙏

Hoanareo izay mbola mikasa hanao voyage d’études hiaraka aminay😃 aza misalasala manontany devis fa tsy andoavambola izany ary miezaka foana izahay hanome maximum hoanareo client❤️ Vidianay lafo ny fahatokisanareo✅

☎️038 29 845 22

🏝️ Mbola mitohy ny fandraisana réservation ny amin’ny mois de JUILLET - AOUT - SEPTEMBRE - OCTOBRE - NOVEMBRE - DECEMBRE...
22/06/2026

🏝️ Mbola mitohy ny fandraisana réservation ny amin’ny mois de JUILLET - AOUT - SEPTEMBRE - OCTOBRE - NOVEMBRE - DECEMBRE ✅

Efa teritery ny calendrier amin’ny mois de AOUT - JUILLET f’aza tara ireo mbola tsy nanao confirmation❌

Contact direct : 038 29 845 22📲

✅CLIENT SATISFAIT 🥰❤️ ozizy zay mpampianatra izah hoe « Betsaka ihany izay voyage d’études nandehanako izay fa ity tena ...
18/06/2026

✅CLIENT SATISFAIT 🥰❤️ ozizy zay mpampianatra izah hoe « Betsaka ihany izay voyage d’études nandehanako izay fa ity tena niavaka ary nahafampo ahy indrindra🥰 ». Misaotra anareo ny amin’ny fahatokisana ary hirariana hitohy foana ny fiarahamiasa🙏🏻

PACK V.E - 10 jours Toliara inclus Transport - Restauration - Hébergement - Visite entreprise et touristique ✅

❌Visite entreprise Ambatolampy
❌Pépinière d’Antsirabe
❌Anja Parc
❌Fabrication vin Ambalavao
❌Ranohira Parc isalo circuit Namaza
❌Grotte sarodrano
❌Dubai de Toliara avec Quad
❌Bakuba lodge
❌Tropique du capricorne
❌Mihary site culturelle
❌ Madiorano dîner aux chandelles

Ireo no visite nataon’ireto mpianatra ireto tao anaty 10 andro 🥰 ka hoanareo maniry ny hikarakaraka voyage d’études na vacance organisé pour famille miaraka aminay , aza misalasala mandefa hafatra na miantso direct fa omenay fahafahampo tanteraka✅

☎️0382984522

18/06/2026

✅CLIENT SATISFAIT 🥰❤️ ozizy zay mpampianatra izah hoe « Betsaka ihany izay voyage d’études nandehanako izay fa ity tena niavaka ary nahafampo ahy indrindra🥰 ». Misaotra anareo ny amin’ny fahatokisana ary hirariana hitohy foana ny fiarahamiasa🙏🏻

PACK V.E - 10 jours Toliara inclus Transport - Restauration - Hébergement - Visite entreprise et touristique ✅

❌Visite entreprise Ambatolampy
❌Pépinière d’Antsirabe
❌Anja Parc
❌Fabrication vin Ambalavao
❌Ranohira Parc isalo circuit Namaza
❌Grotte sarodrano
❌Dubai de Toliara avec Quad
❌Bakuba lodge
❌Tropique du capricorne
❌Mihary site culturelle
❌ Madiorano dîner aux chandelles

Ireo no visite nataon’ireto mpianatra ireto tao anaty 10 andro 🥰 ka hoanareo maniry ny hikarakaraka voyage d’études na vacance organisé pour famille miaraka aminay , aza misalasala mandefa hafatra na miantso direct fa omenay fahafahampo tanteraka✅

☎️0382984522

PACK VACANCES TOLIARA - MAJUNGA - MORONDAVA - TOAMASINA 🏝️🏜️🥰Betsaka nareo no manontany hoe voatery ho voyage d’études v...
04/06/2026

PACK VACANCES TOLIARA - MAJUNGA - MORONDAVA - TOAMASINA 🏝️🏜️🥰

Betsaka nareo no manontany hoe voatery ho voyage d’études ve vao afaka mandeha voyage en groupe😅

NON NEFA❌ ireto ny PACK VACANCES raha ohatra ka Famille, groupe d’amis, Fikambanana, na orinasa mikasa hanao vacances nefa mitady vacances milamina sy tena tsara amin sarany mora dia mora✅

Manomboka amin’ny saran’ny 245 000 Ar / personnes ny budget sans restauration rah 25 personnes mihoatra ianareo🥰

Rah latsaka ny 25 personnes dia miakatra kely ny budget 🙏🏻

Fandrio mialoha ny toerana fa efa anatiny Haute saison touristique isika izao an🌈☺️

Réservation par appel📲 ou sur MP📨

01/06/2026

Voyage d’études ASJA DROIT L2 - M1 nanomboka tamin’ny 26 Mai ka nifarana ny 01 Juin izao🚌✅❤️

Tao anatin’ny 7 andro sy 4 alina no niarahanay niaraka tamin’ireto mpianatra lalàna mihisa 179 ireto.🧑‍⚖️⚖️ Betsaka ireo entreprise notsidihana toy ny Port de Toliara, Airport, Bianco, Tribunal Financier izay nifampizarana traikefa sy fahalalana vaovao hoan’izy ireo. Ao ihany koa ireo site touristique notsidihana toy ny Grotte de sarodrano🌊, dune de Toliara 🏜️ary plage Madiorano 🏖️.

Nahafinaritra ny voyage na dia teo ireo sakatsakana maro samy hafa❤️ Hisaorana ny CM sy présidente ny mention DROIT nanome ny fahatokisana indrindra hoan’ireo mpianatra rehetra tsy ankanavaka nanaiky ny hiaraka aminay🙏🏻

✅Amin’ny herintaona indray manao misimisy kokoa e❤️

#️⃣Alefa Droit ASJA

Address

Toliara
Tulear
601

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ADR Company posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category