MH GROUP

MH GROUP MH Group est un groupe des entrepreneurs sur le secteur écotourisme, transport et divers services

✨✨ VIP CAR : TOUR DE VILLE sy TRANSFERT ary TETE DE CORTEGE ✅ Ho antsika eto Toliara sy ny manodidina, natolotra ho ants...
16/04/2026

✨✨ VIP CAR : TOUR DE VILLE sy TRANSFERT ary TETE DE CORTEGE

✅ Ho antsika eto Toliara sy ny manodidina, natolotra ho antsika ity tolotra iray ity raha toa ka mitady fiara raitra isika nefa mora.

✨ Ankoatry ireo car journalier sy transfert any ambanivohitsy,

Ireto avy ireo tolotra ato aminay :

- VIP CAR TOUR DE VILLE avec 7 PLACES
- TRANSFERT à MANGILY SY AEROPORT TOLIARA, 7 PLACES
- TETE DE CORTEGE AMY MARIAGE NAO, inclus DECORATION

✨ ✨ KA MISALASALA MIKAIKY, FA SADY HO AFA-PO IHA no MAHAZO TOLOTRA MORA KOA ✨ ✨

🌊✨ Watsapp : +261 38 23 910 48

🌊✨ Adventure with MH GROUP : LOCATION FIARA ✅ Taorian'ny vancance annuelle ny MH GROUP dia ampahafantarina indray isika ...
15/04/2026

🌊✨ Adventure with MH GROUP : LOCATION FIARA

✅ Taorian'ny vancance annuelle ny MH GROUP dia ampahafantarina indray isika clients fa afaka mandray antsika izahay ekipa MH GROUP raha te hanao LOCATION (JOURNALIER na TRANSFERT) isika. Eny fa na dia mila fiara eo amin'ny VILLE ihany ianao de asa misalasala ny miantso anay.

✅ N'aiza n'aiza toerana tianao handehanana eto Madagascar, de afaka mandray anao izahay, indrindra isika te handeha ho any Andavadoake, Morondava ary Anakao.

🌊✨ Watsapp : +261 38 23 910 48

In English

✅ Following our annual holidays, MH GROUP is pleased to inform our valued clients that our team is fully operational and ready to assist you with all your transportation needs. We offer flexible vehicle rental services, including both daily hire and private transfers, tailored to your convenience.

✅ Wherever your destination may be across Madagascar, MH GROUP is committed to providing you with reliable and comfortable transport solutions. We particularly serve popular destinations such as Andavadoaka, Morondava, and Anakao, ensuring a safe and enjoyable journey every time.

🌊✨ Watsapp : +261 38 23 910 48

ACT FOR POSITIVE IMPACT Tongasoa nareo de ankasitrahana sahady amin'ny fahatokisana ny MH Group izay mikarakara ny trans...
23/11/2025

ACT FOR POSITIVE IMPACT

Tongasoa nareo de ankasitrahana sahady amin'ny fahatokisana ny MH Group izay mikarakara ny transport nareo.

Programme 2026 :

- Hisy ny voyage organisé ka alefaso mp sahady ny daty mety aminao.

Trajets :

- AMBATOMILO SY ANDAVADOAKE
- Anakao sy Sainte Augustin Anatsono
- BAOBAB géant Andombiry



🌊✨ Adventure with international client 🌊✨✅ Before going to ANDAVADOAKE for the Vezo experience. This couple is actually ...
30/07/2025

🌊✨ Adventure with international client 🌊✨

✅ Before going to ANDAVADOAKE for the Vezo experience. This couple is actually enjoying visiting some Parc around Antsirabe (Lac Tritriva, ...), Fianarantsoa Ranomafana, Isalo, Zombitse Vohibasia Sakaraha and finally around Toliara.

Thanks so much for trusting MORAMORA MALAGASY & MH GROUP to organise your adventure.

✅ Especially thanks as well to the driver experimented (Chef GUIDE) for working hard as photographer and guide as well during the trip and visit. I'm proud of you collab.

🙏 Don't forget to contact us if you want to visit Southwest, Menabe, Parc around Antsirabe and Ranomafana of Madagascar

🌊✨ Watsapp : +261 38 23 910 48 🐟🌿

MH GROUP in Action with international clientEo ampiandrasana ny client avy any Italie amin'ny herinandro faran'ity volan...
17/07/2025

MH GROUP in Action with international client

Eo ampiandrasana ny client avy any Italie amin'ny herinandro faran'ity volana ity dia TSY maintsy namita adidy aloha amin'ny fanaterana aty TOliara. AVY nijery Andavadoaka izay mahafinaritra.

You can contact us if you need car or experience in local communities for enjoying these exceptional experiences.

Watsapp : 038 23 910 48

Roso tsika

MH GROUP en action Un immense merci et respect à nos clients internationaux. Ils sont vraiment gentils et respectent nos...
11/07/2025

MH GROUP en action

Un immense merci et respect à nos clients internationaux. Ils sont vraiment gentils et respectent nos consignes face aux différentes cultures sur le terrain.

Laha Mila TOBILY, chauffeur expérimenté Iha, mikaiha MH GROUP avao.

Contacts :

- 038 23 910 48
- 037 58 008 84

Offres :
- Transfert
- Daily car

07/06/2025

TE HANATRATRY LUNDI DE PENTECÔTE ANDAVADOAKE VA? MARESAKE ATOY AMIZAY. PLAGE AMPASIMARA RDV.

amy lundi le 09 JONA 2025 izao dia mana tobily handeha ANDAVADOAKE tsika.

Places disponibles : 04

Contact :

038 23 910 38
037 58 008 84

MIRARY FETY SAMBATSE HO ANTSIKA IABY

VAOVAO MAHATAITSE Sady HAFAHAFATamin'ny talata lasa Téo dia nisy OLO nikaiky anay fa handeha ANDAVADOAKE n'y alakamisy F...
04/06/2025

VAOVAO MAHATAITSE Sady HAFAHAFA

Tamin'ny talata lasa Téo dia nisy OLO nikaiky anay fa handeha ANDAVADOAKE n'y alakamisy FAHA 05 JONA 2025 izao. Rehefa nambara azy n'y montant de transfert de Tsy olana hoasany Zao fa afaky aloanay izay frais de transfert zay no Sady mbo afaky mampilitse place roa Hafa koa nareo MH eeee Ka anareo MH GROUP ny frais OLO roa reo. Raha soa Zao hoasa azy businessman reo.

Fehiny :

- Places roa Hamaray 05/06/25 mbo malalaky soa : TOLIARA TO ANDAVADOAKE

RETOUR :

- PLACES 04 : ANDAVADOAKE VERS TOLIARA, SABOTSY le 07 juin 2025.

Contact :

- 038 23 910 48
- 037 58 008 84

Sam TSARA iaby tsika.

4x4 Tsy AMPANY andala

02/06/2025

ANDAVADOAKE TO TOLIARA

Te hahita Raha soa va iha, mandalova ANDAVADOAKE atoy.

Mila 4x4 soa va? MIKAIHA MG GROUP fa mana driver mahay Sady mécanicien zahay ato

Misaotra ANAREO client nisafidy hatrany anay MH GROUP.

Taorian'ireo clients tamy maly alatsinainy FAHA 02 Jona 2025, androany FAHA 03 jona 2025 indray ny lia mandeha any Toliara.

Contact : 038 23 910 48 / 037 58 008 84

CAR TSY AMPANY ANDALAAndala mandeha ANDAVADOAKE ny client Tsika amizao Ka ho anao Mila tobily handeha TOliara aza misala...
01/06/2025

CAR TSY AMPANY ANDALA

Andala mandeha ANDAVADOAKE ny client Tsika amizao Ka ho anao Mila tobily handeha TOliara aza misalasala mikaiky n'a mandefa mp

Trajet : Andava TOliara

Andro : Talata FAHA 03/06/25

Driver : Mr José Sady mécanicien koa io

Contact : 038 23 910 48 / 037 58 008 84

05/05/2025

TOBILY ANDAVADOAKE vers TOLIARA

Anambara tsika longo iaby fa misy tobily 4x4 baka ANDAVADOAKE mandeha Toliara ny alarobia FAHA 07 mai 2025 hoavy Zao.

Mbo misy place malalaky 6

Afaky manday enta koa

Contact: 0382391048

Misaotra

Address

SANFIL TOLIARA
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MH GROUP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share