Agence CA-MA

Itinéraire Contacter l'entreprise

Agence CA-MA Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Agence CA-MA, Travel Company, Montréal, Québec-Ouest, QC.

Faly miarahaba antsika rehetra izay miray eto amin'ny Agence CA-MA Ny tolotra vaovao eto aminay dia : Raha 3 000 $cad iz...
11/06/2025

Faly miarahaba antsika rehetra izay miray eto amin'ny Agence CA-MA

Ny tolotra vaovao eto aminay dia :
Raha 3 000 $cad izy teo aloha dia efa 2 000 $cad ankehitriny

Mahakasika ny payement dia misy safidy roa :
Dépôt du dossier 1 000$cad après la biométrie à l'ambassade reste 1 000$cad

Le canadien qui prend toute la charge et après la biométrie la totalité 2 000$ cad

Voici tous les dossiers nécessaires à téléverser
Passeport
Acte de Naissance
Certificat de résidence
Curriculum Vitae
CIN
Photo Numérique
Relevé Bancaire (6mois dernier)

Mankasitraka indrindra anao sahady tompoko mbola miaraka aminay eto foana
Mirary ny tsara indrindra ho anao hatrany

Assistant VISA et IMMIGRATION

[email protected]
+1 (514) 515-9814

Miarahaba anao tongasoa eto aminay tompoko (Agence CA-MA)Ho anao izay manana vina ny hifindra monina tanteraka eto Canad...
06/26/2025

Miarahaba anao tongasoa eto aminay tompoko (Agence CA-MA)

Ho anao izay manana vina ny hifindra monina tanteraka eto Canada dia natao ho anao manokana ny tolotra eto aminay koa raha tia hamantatra ny mahakasika izany ianao dia manao anao handefa hafatra aminay

WhatsApp : +1 (514) 515-9814
Email : [email protected]

Koa dia mirary ho anao sahady izahay tompoko
Mankasitraka indrindra

Adresse

Montréal
Québec-Ouest, QC

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Agence CA-MA publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Agence CA-MA:

Raccourcis

Partager

Catégorie