19/12/2025
🔹 Inona ny Amazon MTurk ?
Amazon MTurk dia plateforme an-tserasera an’i Amazon, izay:
🟢Manome asa (micro-tasks) atao amin’ny ordinateur
- Atao à domicile (any an-trano)
- Karama isaky ny asa vita
🟢Ireo asa ireo dia antsoina hoe HITs (Human Intelligence Tasks).
🔹 Karazan’asa hita ao
✔️ Fanoratana sy fanitsiana teny
✔️ Fanisàna na fanasokajiana sary
✔️ Famenoana questionnaire / survey
✔️ Fanamarinana données
✔️ Fanampiana AI (labeling, tagging)
➡️ Tsy mila diplôme avo
➡️ Mila faharetana sy fahazotoana
🔹 Zavatra ilaina raha hiasa
✅ Ordinateur (portable na bureau)
✅ Connexion internet stable
✅ Kaonty Amazon MTurk
⏰ Ora fiasana
🕒 Malalaka tanteraka
– Miasa 2h – 4h – 6h isan’andro araka izay anananao fotoana
– Ianao no misafidy ny ora fiasanao
💰 Karama azo raisina (miankina amin’ny ezaka)
🔹 2–3 ora / jour 👉 10 000 Ar – 15 000 Ar
🔹 4–6 ora / jour 👉 20 000 Ar – 30 000 Ar
🔹 Raha mazoto sy mahay 👉 mihoatra izany
📈 Ny karama dia miakatra arakaraka ny asa vitanao, tsy misy plafonina raikitra.
🔥 Motivation
👉 Ny asa rehetra dia miankina amin’ny fahazotoana
👉 Tsy mora amin’ny voalohany fa rehefa zatra dia mandeha tsara
👉 Asa madio, ara-dalàna, platform Amazon
⚠️ Fanamarihana
✅ Asa maharitra ho an’izay vonona hiezaka
📩 Raha liana ianao dia mandefa message privé
🤝 Tonga soa izay te hiasa sy te hanova ny fiainany👌