ORTAM Ambositra

ORTAM Ambositra Bienvenu sur la page officielle de l'Office Régional du Tourisme Ambositra (ORTAM Ambositra)

Avec MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
24/07/2025

Avec MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

Avec Salon ITM – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
20/07/2025

Avec Salon ITM – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

05/02/2025
16/01/2025
08/01/2025

🛑 𝗜𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗿𝗼 𝗮𝗹𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗿𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮
Andry hiankinan'ny fizahantany ny tontolo iainana voahaja. Ny biby sy ny zava-maniry tsy manam-paharoa izay hananatsika no anisany misintona ny mpizahantany ho tonga aty Madagasikara. Ary ny fahatongavan'izy ireo no isan'ny fototra mampihainga ny toe-karenatsika. Indrisy anefa, may ny ala, misy mandoro ny tanety....𝗺𝗶𝘁𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘆, 𝘀𝗶𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗼𝗻𝗲𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗷𝗮𝗻𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘇𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻'𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗮𝗻-𝗸𝗮𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝘆

🟢 𝗜𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗮𝗿𝗼 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮, tsy ho an'ny mpizahantany ihany fa ho antsika rehetra, ho an'ny Tanindrazana, ho an'ny taranaka.

‼️Ny minisiteran'ny Fizahantany sy ny Asa tànana dia manameloka tanteraka ireo minia mandoro ny tanindrazatsika, ary mandray andraikitra ka 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗶𝗳𝗼𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗙𝗶𝘁𝗮𝗹𝗲𝗮𝘃𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗔𝘀𝗮 𝘁𝗮̀𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆.

RAHA MISY TRANGA DORO TANETY NA DORO ALA, ANTSOY NY LAHARANA MAITSO 955

Ministère de l'Environnement et du Développement Durable

Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
15/10/2024

Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

Address

Ambositra

Telephone

+261341797989

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ORTAM Ambositra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share