21/03/2026
ποΈ FILAZANA MANJO
Ampandrenesina antsika rehetra fa nodimandry i Noa, vadinβi Rabri.
Ny razana dia miainga avy any Antananarivo, ary hoentina any Toareny Vohtromby.
Ny fandaharam-potoana sy ny antsipiriany rehetra dia mbola ho lazaina manaraka eto ihany.
Mirary fiononana feno ho anβny fianakaviana rehetra.
π€π―οΈ