25/10/2025
Faly miarahaba antsika rehetra indray ô 🥰🥰🥰
Vita mo iny ny grande vacances izay tena nahafinaritra ❤️🥰
Ka ito ary misy fialantsasatra kely eh 💚❤️💙
💙Week-end Ampefy 💙 (2jours)
Ny date dia 29-30 Novembre 2025 ❤️❤️
Tarif : 125.000ar par personne 💖
9-12ans : 90.000ar
-8ans : 65.000ar
Tout inclus 💖
-Sakafo
-transport
-hébergement
-...
Tafiditra daholo 💙💙💙
Afaka miantso na miditra afatra miafina izay liana ô
NB: ataovy aloha ny réservation Sao dia tara 😊💖