Roberto

Roberto " Le voyage est le chemin pour acquérir ce que l'on peut souhaiter "� � �

15/08/2026

Lazao ny anaran'ny zaza ?? 🔥💪
➡️Savika Mahatory Imady Ambositra

Arahabaina litsy Goaly be RANDRIANAIVO Tsilavintsoa Berny aaa 🙏🏾🥳🇲🇬  Salamà dia mitomboa talenta sy fahaizana Bruh 🤙🏾⚽✨
15/08/2026

Arahabaina litsy Goaly be RANDRIANAIVO Tsilavintsoa Berny aaa 🙏🏾🥳🇲🇬 Salamà dia mitomboa talenta sy fahaizana Bruh 🤙🏾⚽✨

13/08/2026

Rehefa tsy mahita tory ihany dia aleo mijery an'ireto Misahondrahondra ireto 😂😂

04/08/2026

Tsy manan-ko ambara firy aho afatsy ny hoe ilaina ny miala sasatra 🤏❤️🏜️ TSIROANOMANDIDY MODY MASOANDRO 🌄

Ianareo koa ve mba tia hanaovana SURPRISE amin'ny MARIAZY 👰🤵💝!? Iza no artista mba tena andrasanareo !?Teto izao i SKAIZ...
27/07/2026

Ianareo koa ve mba tia hanaovana SURPRISE amin'ny MARIAZY 👰🤵💝!? Iza no artista mba tena andrasanareo !?
Teto izao i SKAIZ no ARTISTE SURPRISE 🥰🥳 Tena tsy mbola nisy toa izany fa dia feno fihetsem-po💯

SAVIKA >> Kolontsaina miavaka 💯🇲🇬 Fizarana farany amin'ireo sombin-tsary tamin'ilay SAVIKA teny ANDRANONAHATONA IMADY AM...
24/07/2026

SAVIKA >> Kolontsaina miavaka 💯🇲🇬

Fizarana farany amin'ireo sombin-tsary tamin'ilay SAVIKA teny ANDRANONAHATONA IMADY AMBOSITRA 🐂✨

➡️ FEHINY : Nahafinaritra ny lalao ary vory marobe ny olona 🙏
"Ny adidy vita , ny fahafinaretana azo "

23/07/2026

SAVIKA 🐂💯 | IMADY AMBOSITRA📍

Iza ilay BANDY ?? 🔥💪

➡️ Ity ny horonantsary voalohany tamin'ny SAVIKA teny ANDRANONAHATONA ✨🇲🇬

Vita ny adidy 🙏💯 Isaorana ny ao ambony ... Tontosa soamatsara ny lagnonan-jazalahy izay natao teny ANDRANONAHATONA IMADY...
22/07/2026

Vita ny adidy 🙏💯 Isaorana ny ao ambony ...

Tontosa soamatsara ny lagnonan-jazalahy izay natao teny ANDRANONAHATONA IMADY AMBOSITRA 📍🇲🇬 Agnaran-dray TSIMIHOZOHOZO
Arahabaina fa tafita amin'ny ranomasina mena ny kilonga dia morà fery 🤝🎉

📸 Naresaka dieh naresaka ny SAVIKA koa indro zaraina aminareo ny Sombin-tsary nanamarika izany teo amin'ny kianjan'ny TSIMIHOZOHOZO 📍🐂

IMADY 200 🔥🇲🇬 Didy zazalahy ...TSIMIHOZOHOZO ❤️
18/07/2026

IMADY 200 🔥🇲🇬 Didy zazalahy ...
TSIMIHOZOHOZO ❤️

Hianatsimo 👋🚶🇲🇬 Andeha hitrandraka volamena any ILAKAKA any aloha ✨
15/07/2026

Hianatsimo 👋🚶🇲🇬 Andeha hitrandraka volamena any ILAKAKA any aloha ✨

Address

Antananarivo
TANA102

Telephone

+261345437099

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Roberto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Roberto:

Shortcuts

Share