07/07/2026
𝐆𝐔𝐀𝐍𝐆𝐙𝐇𝐎𝐔 + 𝐇𝐎𝐍𝐆 𝐊𝐎𝐍𝐆 ✨ 𝟐𝐞𝐧𝟏 ✨𝐓𝐎𝐔𝐑𝐈𝐒𝐌𝐄 + 𝐁𝐔𝐒𝐈𝐍𝐄𝐒𝐒 🇨🇳 🔔🚨
Sady hiasa no hitondra ny ankizy hiala voly mandritry ny 15 andro 🧑🧑🧒🧒
Fotoana iray hitondranay anao mitsidika an’i Hong Kong ary indrindra ho any amin’ny 𝐃𝐢𝐬𝐧𝐞𝐲𝐥𝐚𝐧𝐝 isika izay toerana ahitana activités maro : 𝗖𝗲 𝘀𝗲𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗴𝗶𝗾𝘂𝗲 ! ✨✨✨
Ankoatra izay dia entinay ihany koa ianao ho eny amin’ny Victoria Peak izay toerana avo indrindra ao Hong Kong mahatazana ny tanàna rehetra 🌇
Araraoty fa ity ny edition miavaka izy ity!
Ankoatra ny fitsangatsanganana dia hitety ireo fournisseur mifanaraka amin’ny business-nao isika ary hiantsena mivantana any Chine.
Toy izao ny andinin-dininy :
🟢15 andro natokana hiantsenana, hakana entana ary hitadiavana fiaraha miasa vaovao any Guangzhou ary hitsangatsanganana.
Entinay ianao mitety ireo lavaka rehetra mifanaraka amin’ny sehatra misy anao
🔵Malalaka ny sehara azo jerena hafa toy ny Cosmetiques, Lamaody, Kilalao, Decoration, Moto, Cuisine, Friperie, Pieces détachées, Meubles, etc
🟣Ampianarinay ianao ho mahaleo tena tanteraka amin’ny fiantsenana, fanafarana entana, déplacement sy moyen de transport any an-toerana
⚫️Izahay no mikarakara ny VISA, hébergement, transport, Guide mitondra miantsena
🔴 🎁 Toloranay DINER Buffet maimaimpoana ianao : fotoana hifampizarana sy ahitana kolontsaina vaovao
🟠Ferana ho olona 5 isaky ny groupe mba ahafahanao mivalampatra tsara.
⚪️Ankoatra ny asa dia hitsangatsangana isika : hijery Lieux culturels, hitsidika ny Zoo, haka sary souvenir ao Guangzhou
🟤Omenay anao ny contact-n’ireo transitaire tena matihanina amin’ny fandefasana entana na maritime na aerien, fa kosa anao ny safidy amin’izay tianao iarahana miasa
🔵Tsy maka tombony aminao izahay amin’ny Frais d’envoi maritime, au contraire, miady varotra ho an’ny groupe amin’izay transitaire iarahanao miasa izahay ahazoanareo prix farak’izay mora
🟣 Ankino amin’ny matihanina ny dia-nao.
Ny guide mitondra miantsena dia mahafehy ny momba ny business ao Chine, mahita ny lavaka fiantsenana rehetra, afaka manampy anao miady varotra amin’ny fournisseur ahazoanao ny Prix Mora indrindra.
Vonjivonjeo ary fa voafetra ny toerana
La place est limitée à 10 personnes uniquement.
➡️ Date limite d’inscription: 20 Juillet 2026
Inclus dans chaque pack:
▫️Le Billet d'avion Aller-retour
▫️Le VISA
▫️Hébergement à l'hotel 14 nuits
▫️Transports durant toutes les visites auprès de divers fournisseurs
▫️Guide
▫️Visites nocturnes de la ville et d'autres surprises
▫️ Dîner buffet
▫️Visite Hong Kong Disneyland avec ticket
▫️Visite Hong Kong Victoria Peak
▫️Tourisme à Hong Kong et Guangzhou
🚫Non inclus dans ce pack:
- Les repas
- Dépenses personnels
- Visites en dehors du programme en place
Pour plus d'informations, contactez-nous au 034 05 053 95
📍Bureau : Ivato Mamory, enceinte Havila School
📩[email protected]