Fy Travel

Fy Travel 📃NIF STAT✅ Assurance de voyage ✅

1. *Fy Travel — voyage multi_destination😊🌍*
2. *Explore. Souris. Voyage.

Avec Fy Travel 🚐✨*

Mikarakara Voyage privée (famille,société,école,..)
⭕034.32.512.40⭕
[email protected]

18/08/2026

🤩Montaine de l'Eau🌊

Te hanana sary miaraka amin'ireto Lémuriens ireto tahaka izao ve ianao😁? Ndao hiaraka aminay fa afaka atao souvenir tsar...
18/08/2026

Te hanana sary miaraka amin'ireto Lémuriens ireto tahaka izao ve ianao😁? Ndao hiaraka aminay fa afaka atao souvenir tsara🥰🥰

🌈Safidio ny date ary 🥰:

✔️ SAMEDI 22 AOUT
✔️ DIMANCHE 23 AOÛT
✔️ SAMEDI 29 AOÛT
✔️ DIMANCHE 30 AOÛT

✅TARIF :31.000AR /PERS

Réservation mp ou 034 77 801 94 - 034 32 512 40

Mankasitraka be antsika rehefa izahay ekipa rehetra tamin'ny fametrahina fahatokisana taminay🙏❤️Aza variana intsony fa f...
17/08/2026

Mankasitraka be antsika rehefa izahay ekipa rehetra tamin'ny fametrahina fahatokisana taminay🙏❤️

Aza variana intsony fa fotoana izao, Mbola misy place isika ho an'ireto date manaraka ireto ka ataovy aingana réservation ✨❤️

📅 DATE: ✅ SAMEDI 23 AOÛT
✅ DIMANCHE 24 AOÛT
✅ SAMEDI 29 AOÛT
✅ DIMANCHE 30 AOÛT
✅ SAMEDI 05 SEPTEMBRE
✅DIMANCHE 06 SEPTEMBRE

☎️ RÉSERVATION : 📞034 77 801 94/ 034 32 512 40
📩 Fy Travel

17/08/2026

Miarahaba ny mpitsidika rehetra o!
Filazana amin'ny ankapobeny: ho anareo maniry hiaraka aminay Amin'ilay Morondava ny 26-30 aogositra ho avy izao, faingana ataovy ny famandrihana toerana fa mikatona ny alakamisy 20 aogositra ny fandraisana. Misaotra antsika rehetra o😊😊
Contact: 0347280889
Io no antsoina Raha mila fanazavana fanampiny ianareo tompoko 🙏

❤️❤️ VOYAGE ORGANISÉ MORONDAVA ❤️❤️  DATE: 26 AOÛT -30 AOÛT   ✅Tarif :480.000ar par personne ✔️Mbola misy place disponib...
17/08/2026

❤️❤️ VOYAGE ORGANISÉ MORONDAVA ❤️❤️
DATE: 26 AOÛT -30 AOÛT

✅Tarif :480.000ar par personne
✔️Mbola misy place disponible fa ataovy haingana ny réservation 🥰 antsoy ilay namanao , fianakavinanao tianao hiaraka aminao iny😁

Plus d'infos : 034 72 808 89

. 🏕️🔥 CAMPING + VISITE À AMPEFY + VISITE EUCALYPTUS 🔥🏕️Antsoy  bestie,famille,cheri😁😍🌤️Réveillez-vous au cœur de la natu...
16/08/2026

.
🏕️🔥 CAMPING + VISITE À AMPEFY + VISITE EUCALYPTUS 🔥🏕️

Antsoy bestie,famille,cheri😁😍🌤️Réveillez-vous au cœur de la nature 🌿⛺️. Tente cosy, air frais, et tranquillité absolue... Le luxe simple d’un moment loin de tout. Êtes-vous prêts pour l’aventure ? 🌤️


🌈🟥 SAMEDI 05 - DIMANCHE 06 SEPTEMBRE
🌈❤️ SAMEDI 31 OCTOBRE - DIMANCHE 01 NOVEMBRE

💵TARIF : ✅01 à 2 PERSONNES PAR TENTE : 170.000 ar/Pers

✅03 ou 6 PERSONNES PAR TENTE : 160.000 AR/PERS
On peut payer en trois fois ( Afaka atao in_telo mandoa)

(RAHA FAMILLE MAROMARO DIA MAHAZO RÉDUCTION)

🔥INCLUS:Transport aller retour Frais de guidage Ticket d'entrée par site (Geyser, chûte de la lily, Ilôt de la vierge, Petit Plage )Visite Eucalyptus Tentes (kidoro,lamba firakotra madio) Repas ( midi,soir,matin,midi) Projection film Feu de camp Brochette AmbianceShooting 📸 Animation

🔥EXCLUS :Besoin personnelBoissonActivité (kayak,thyrolienne, pirogue,..) Activités ao amin'ny Eucalyptus

✅RESERVATION PLACE :
📩 MP ✔️
📱 WhatsApp 034.32.512.40

✨Nuit magique sous les étoiles ✨
Tentes alignées, feu de camp allumé, ambiance conviviale garantie 🔥🌌
Rejoins l’aventure et crée des souvenirs inoubliables avec *FY Travel* 🏕️

4 Voiture Ampefy 🫶❤️❤️❤️Mirary soa be ny dia anareo rehetra izahay Fy Travel ❣️
16/08/2026

4 Voiture Ampefy 🫶❤️❤️❤️

Mirary soa be ny dia anareo rehetra izahay Fy Travel ❣️

🌿✨ *PROMO MANDRAKA & MANTASOA* ✨🌿  Partez à la découverte de la nature à 31 000 Ar/pers seulement* ! 🌳💧  Randonnée, déte...
16/08/2026

🌿✨ *PROMO MANDRAKA & MANTASOA* ✨🌿

Partez à la découverte de la nature à 31 000 Ar/pers seulement* ! 🌳💧
Randonnée, détente et souvenirs garantis 📸🚌


🔥 MANDRAKA sy LAC MANTASOA🔥

✅ SAMEDI 22 AOUT
✅ DIMANCHE 23 AOÛT
✅ SAMEDI 29 AOÛT
✅ DIMANCHE 30 AOÛT
✅ SAMEDI 05 SEPTEMBRE
✅ DIMANCHE 06 SEPTEMBRE
✅ SAMEDI 12 SEPTEMBRE
✅ DIMANCHE 13 SEPTEMBRE

🔴PAF : 31.000ar 😯 (si etranger +10.000 ar)
(Zaza 6 ans latsaka gratuit )

🛑VISITE
👉Mandraka :
*Lac
*Cascade,
*Lémuriens

👉Mantasoa :
Balade en Pirogue ,Découvert du lac Mantasoa

🛑 INCLUS :
👉 Transport allez/ retour
👉 Tickets d'entrée
👉 Frais guidage
📸Shooting gratuit

Nosy soa parc à condition 🦥🐊🐍

🛑Déjeuner :8.000 ar miakatra

🛑Départ : 6h 30 Anosy devant HJRA
❌ RÉSERVATION MP OU 034 32 512 40 - 034 77 801 94

Voyage Mandraka -Mantasoa 15 Août 2026♥️🙏Mankasitraka antsika rehetra Izay niara- dalana taminay androany fa nahafinarit...
15/08/2026

Voyage Mandraka -Mantasoa 15 Août 2026♥️🙏

Mankasitraka antsika rehetra Izay niara- dalana taminay androany fa nahafinaritra ny dia🫶✨🥰

Ho anareo Izay Mbola tsy niaraka taminay, fotoana izao😁 hoento ny namana, ny olontiana 👩‍❤️‍💋‍👨, ny fianakaviana rehetra fa vacances ny Andro😁🌺
Mantasoa -Mandraka ahitatsika Karazam-biby maro 🙈, Rano madio 🏞️, tontolo maintso 🍃🌳Ary feom-borona maro samy hafa🦅🦜🐦

📅 DATE :
✅ SAMEDI 22 AOÛT
✅ DIMANCHE 23 AOÛT
✅ SAMEDI 29 AOÛT
✅ DIMANCHE 30 AOÛT

☎️ RÉSERVATION :
✅034 77 801 94
✅034 32 512 40
✅ MP Fy Travel

Address

Tana
Antananarivo
AMBOHIMANARINA

Telephone

+261343251240

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy Travel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fy Travel:

Shortcuts

Share

Category