04/06/2025
Lavalava iti week end iti😍😍.
Izarako bon plan milay be ianareo, ankotran'ny rando, dia ndao mba miala kely e.
CAMPING ANY ANKAFOBE any, fa à condition hoe manana tente fa tsy misy dispo ato amiko, miala sabotsy le 7 miverina latsinainy le 09 mai.. 132km miala Tana no misy ny toerana, ka aona ?? Ndao ho antsika efa niandry tato.
Ilalao rano, anao visite nocturnes, rando, anao tourisme villageois isika ny alahady...
Plus d'info:
034 16 436 26
032 51 022 86 (WhatsApp) //MP