19/08/2026
🙏 Misaotra betsaka tamin’ny fahatokisana!
Mankasitraka indrindra anareo izay nifidy anay tamin’ity Voyage Privé 2 jours à Ampefy ity. 🥰 Nankafizinareo niaraka taminay ny hakanton’i Ampefy ary natory tao amin’ny Eucalyptus Ampefy, toerana mahafinaritra sy milamina.
Faly izahay nahafantatra anareo sy nizara ity fotoana kely ity. Misaotra tamin’ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa! ❤️
Mandra-pihaona indray amin’ny voyage manaraka! ✨
''𝗘́𝗾𝘂𝗶𝗽𝗲 𝗔𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 🙏🥰🥰💪''
0386709614