18/08/2026
๐ ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ ๐ฉ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐
Hiainanao traikefa tsy hay hadinoina ity fangalana aina any Vohimana ity๐ Fahatoniana tanteraka sy fiverenan'ny tena amin'ny natiora indray no miandry anao any miaraka aminay. 'Ndao hiaina fiainana zรฉro stress๐
๐
๐๐ฎ๐๐:
- 12 au 13 septembre 2026
- 24 au 25 octobre 2026
๐๐ณ๐ฎ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐:
-Transport Aller-retour
-Camping ร l'Ecolodge Relais du Naturaliste
-Sakafo rehetra any an-toerana (Soir j1, Matin j2, Midi j2)
-Rano 1l isan'andro
-Ticket d'entrรฉe sy ny frais de guidage
-Portage Sandrasoa-Vohimana-Sandrasoa
-Boisson & grillade mandritra ny feu de camp ๐ป๐๐
๐ธ Shooting gratuit ร gogo
๐๐ง๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ณ: 250 000ar/pers 2 par bungalow
225 000ar/pers 4 par bungalow
205 000ar/pers 6 par bungalow
175 000ar/pers dortoir pour 8 pers
165 000ar/pers camping 2 par tente
Antsoy ary ny namanao tokony haka aina kely iny e๐
๐ฉ Manasa anao hiditra ao amin'ny Mp haingana amin'ny famandrihan-toerana na antsoy ny 032 61 100 91/038 83 308 34