Mankafy camping

Mankafy camping Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mankafy camping, Tour Agency, Antananarivo.

Hello les amis campeurs 🦋Tonga indray ity ny camping manaraka izay hiarantsika amin'ny T land camp🌃 Sady efa mafana tsar...
03/10/2022

Hello les amis campeurs 🦋

Tonga indray ity ny camping manaraka izay hiarantsika amin'ny T land camp🌃 Sady efa mafana tsara ny andro🙂
Te hiala rotoroto andavan'andro? Te ampialavoly ankizy? Te hiala ny renivohitra ary hifoka rivotra madio?

Andao ary tsika hiaraka anao week end mafinaritra eh na mande rery na en couple na en famille ,sady tsy mifidy io fa manana activités ho any ankizy sy tanora na ho anolondehibe izahay🥰....Andao ary hiaraka anay amin'ny camping 15 sy 16 octobre ho avy zao any andakana😘😘toerana milamina,,ambiance et sécurite assurées😇
Ny activités:
*piscines(afaka manao piscine amin'ny alina koa😏)
*jeu de société
*feu de camps
*karaoké
*team buildings

Ny inclus :
-transport tana-andakana/andakana-andranomena (depart jovena andranomena)
-sakafo:hariva
maraina
atoandro
-gouter
-Grillade pendant le feu de camps
-tente arakiny isa izay mety amin'ny tsirairay
-un boisson au choix
-sécurité ary ny ambiance mandritra ny 2jours

Paff:50000ar amin'ilay mirary dia mirary😋🥰

Tongava ary mp izay vonona iaraka hikorana aminay🥰
Efa akaiky ny fotoana ary voafetra ny toerana ka manaova ary reservation dieny zao❤

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mankafy camping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category