Royal Travels

Royal Travels Voyage organisé
Hébergement- transport- ambiance- aventure- adrenaline- restauration
Madagascar

L'eau de geyser a ces vertus thérapeutiques comme  le traitement d'hypertension et beaucoup d'autres...Qui d'entre vous ...
08/12/2023

L'eau de geyser a ces vertus thérapeutiques comme le traitement d'hypertension et beaucoup d'autres...

Qui d'entre vous n'ont pas encore baigné ou juste touché l'eau???

Efa manakaiky ilay fotoana 🕦🕚🗓️⏰, Ary efa maro ianareo no nisoratraMbola malalaka anefa ny toerana 🧑‍🤝‍🧑👭👯👬             ...
27/10/2022

Efa manakaiky ilay fotoana 🕦🕚🗓️⏰, Ary efa maro ianareo no nisoratra
Mbola malalaka anefa ny toerana 🧑‍🤝‍🧑👭👯👬


❤️ 377. 500 Ariary MONJA ❤️ Ary azo aloha tsikelikely 🤩
Date 🗓️ 15 au 21 décembre
Fara fisoratana anarana 15 Novembre

🔰 Hébergements
🔰 Transport maritime
🔰 Transport terrestre
🔰Repas sur places
🔰 Plage Madirokely, Ambotoloaka Andilana
🔰Mon passot

Activités facultatif :
👉Nosy Iranja 100.000Ar
👉 Tanihely sy komba 100.000Ar

Réservation 70.000Ar
Aza misalasala Ary miantso 034 47 019 05/ WhatsApp

🙏🙌
12/10/2022

🙏🙌

Efa mifona ny biby, ny ala maintso tsy afaka ny hiteny!

Eken'ny vehivavy sa tsia ??? Manifestez vous 👀
04/10/2022

Eken'ny vehivavy sa tsia ???

Manifestez vous 👀

Efa maro maro ihany ireo nisoratra anarana a 🙏 Hisaorana anareoHo antsika mbola tsy nanoratra, fotoana Zao 🤩 MBOLA TSY T...
02/10/2022

Efa maro maro ihany ireo nisoratra anarana a 🙏 Hisaorana anareo
Ho antsika mbola tsy nanoratra, fotoana Zao 🤩 MBOLA TSY TARA 🏃🏃🏃🏃


DE Madagascar
377.500Ariary/ personne nefa an 🤩

Natao Ho zakan'ny mpiray tanindrazana rehetra, izay no tanjona ❗❗

🗓️15 au 21 Décembre 2022
Fin de réservation : 15 Novembre 2022

Entano Ary ny 🔰namana 🔰dadatoa sy nenitoa ry 🔰cousin sy cousine 🔰dada sy neny 🔰zoky sy zandry 🔰voisin sy voisine 🔰ny mpiara miasa rehetra 🔰ry best Friends 😉🥳

Ndao andeha irodorodo daholo

Inona avy no ao anatiny Ary ? 🤔
⏩ Transport maritime
⏩ Transport terrestre
⏩ Repas sur place
⏩ Hébergements
⏩Mon passot et son ticket
⏩Andilana plage , Madirokely, Ambotoloaka plage
⏩ Assurance

🌈🌊 Activités facultatifs :
✅Nosy Iranja 100.000Ar
✅Komba sy tanihely 100.000Ar

❤️🧡💛Remarque 💚💙💜
💸70.000Ariary MONJA ny réservation
Ary afaka Aloa tsikelikely ny sarany , atao isanandro sa isakerinandro no mety aminao ? afaka atao isambolana koa an 😉

Ataontsika izay mety amin'ny rehetra e 🇲🇬🤩😊❤️

Ny hahafahantsika Malagasy hitety an'ity Nosy malalantsika ity no tanjonay 🫶

Raha Mila fanazavana fanampiny👇

📞0344701905
WhatsApp
Besarety Ambodimanga

Nohon'ny fangatahan'ny maro izay te hanatrika herinandro sambatra 🧑‍🎄🌲🎄 😅Nefa tia hande Île aux parfums 🌈 Dia ity no dat...
19/09/2022

Nohon'ny fangatahan'ny maro izay te hanatrika herinandro sambatra 🧑‍🎄🌲🎄 😅Nefa tia hande Île aux parfums 🌈 Dia ity no daty mahafaka antsika rehetra e

🗓️15 au 21 DÉCEMBRE 2022

RODORODO BE NOSY BE
377.500ARIARY/personne

Ireo tafiditra ao anatiny Ary:

🔰 Hébergements (à partir de 2 par chambre à 6 pax)
🔰 Accès piscine
🔰 Transport A/R terrestre et maritime
🔰Repas sur place saufs les déjeuner des 2 jours quartier libre(Sakafo mahazatra antsika rehetra no atao, manampy azy fotsiny hoe misy fruits de mer izay tiantsika rehefa hoe ande vacances Zay an ❤️)
🔰 Déplacement sur places
🔰 Activités :
🔰 Plages Andilana
🔰Madirokely
🔰Ambotoloaka ( Ambiance bé foana koa ny plage an)
🔰Mon passot et son ticket d'entrée
🔰 Assurance vie

Ny tsy ao anatiny kosa :
🚫Sakafo eny an-dalana
🚫 Déjeuner quartier libre
🚫 Boissons et extra
🚫Nosy en activité facultatif :
🤩Nosy Iranja : 100.000Ariary/ personne
🤩Nosy komba et tanihely 100.000Ariary/ personne

👉 Inscription kosa 70.000Ar/personne
👉Ny ambiny kosa azo aloha tsikelikely hoy izahay an , izay mapety anareo mihintsy 🫶👌
Ny tanjona Dia ny hahafahan'ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka mitety ny nosiny avec même traitement de services .

Mankasitraka antsika rehetra

📞Contact : +261 34 47 019 05
WhatsApp
Besarety Ambodimanga

Ty Raha eeeeeee❤️🤣         NOSY BE seulement 377.500Ar/personne                            7 jours☀️ et 4 Nuitées 🌌Fanon...
16/09/2022

Ty Raha eeeeeee❤️🤣

NOSY BE seulement 377.500Ar/personne
7 jours☀️ et 4 Nuitées 🌌

Fanontaniana be Dia be mipetraka :
Arnaque ve itony? Ahoana no aha-possible an'izany ? Zany ve Dia Ho tsara ny service ? Toa tsy misy activités akory 🤔 ? Toa mora, tsy mampino? Et encore des questions....

Ho valinay eto daholo izany 🫶❤️:
Sarany natao mora satria mi-cible olona maro isika vao afaka mande , minimum 30 personnes. Izay no maha 🏃🧑‍✈️🧑‍🔬🧑‍💻🧑‍⚖️🧑‍💼🧑‍🍳👳🧕👲🧑‍🦰🧑‍🦳🧑‍🦰Azy ity zareo an. Isika ireo no mifameno mahatonga ny tarifs mora bé toy Io, anaty contrat izay hatao rehefa manao réservation Dia misy andininy milaza fa tsy raikitra ny VO raha tsy feno 30 isika minimum.
Ny service Dia mitovy amin'ny VO rehetra mande NOSY BE, misy ny hébergements confortable tsara 🤩, ny fiara sprinter confortable (🚫Tsy nationale akory ka 😉). Sakafo manaraka ny norme bé 🧇☕🍗🥘
Ny activités Dia misy ny iarahana : Andilana plage, Ambatoloaka, Madirokely, Mon passot. Animations DJ mafotaka bé amin'ny plage amin'io an !

Marihina kosa fa 🚫Tsy misy ny mandeha Nosy Ary 2 jours quartier libres bé foana ka afaka mande NOSY ireo Tia andeha atao sarany mirary bé
🔰Nosy Iranja 100.000Ar
🔰Nosy komba et tanihely 100.000Ar

Iza mbola manana fanontaniana ? Apetraho eto fa vonona izahay hamaly anareo foana 🤩😉

Ireo izay vonona kosa , efa raikitra ny fisoratana anarana an 📝.
Azo Aloa tsikelikely hoy izahay an !

📞+26134 47 019 05
WhatsApp
MP

Tonga Ary ity ilay nampanantenana antsika Malagasy Tia manao vakansy rehetra  🇲🇬  Ataontsika   izy ity e   377.500Ariary...
07/09/2022

Tonga Ary ity ilay nampanantenana antsika Malagasy Tia manao vakansy rehetra 🇲🇬


Ataontsika izy ity e
377.500Ariary/ personne nefa an 🤩

🗓️15 au 21 Décembre 2022
Fin de réservation : 15 Novembre 2022

Ahoana moa le hoe RODORODO bé ?
Olona maro isika no hifanentana Ho any , izay no Antony sarany mora
Ho fenohintsika 30 olona🧑‍🤝‍🧑👭👯👬👫 ny isantsika minimum, Ho asiantsika limite 🚫ihany kosa anefa ilay isa hisian'ny foana 🥳
Maximum 50 olona

Inona avy no ao anatiny Ary ? 🤔
🔰 Transport maritime
🔰 Transport terrestre
🔰 Petit déjeuner et Dîner sur place
🔰 Hébergements
🔰Mon passot et son ticket
🔰Andilana plage , Madirokely, Ambotoloaka plage
🔰 Assurance

Raha misy olona Tia Handeha Nosy :
✅Nosy Iranja 100.000Ar
✅Komba sy tanihely 100.000Ar

Tianat marihina fa
💸70.000Ariary MONJA ny inscription
Ary afaka Aloa tsikelikely ny sarany , atao isanandro sa isakerinandro no mety aminao ? afaka atao isambolana koa an 😉

Ataontsika izay mety amin'ny rehetra e 🇲🇬🤩😊❤️

Ny hahafahantsika Malagasy hitety an'ity Nosy malalantsika ity no tanjonay 🫶

Raha Mila fanazavana fanampiny👇

📞0344701905
WhatsApp
Besarety Ambodimanga

Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy vaovao tsara ato ato 🥰
26/08/2022

Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy vaovao tsara ato ato 🥰






Hé 👋👋👋Karakory basy eIza avy olo mbola tsy Tonga tany MOUJANGA TY EE????DATY FARANY VAKANSY  : 🗓️ 09 au 13 septembre 202...
21/08/2022

Hé 👋👋👋
Karakory basy e
Iza avy olo mbola tsy Tonga tany MOUJANGA TY EE????

DATY FARANY VAKANSY : 🗓️ 09 au 13 septembre 2022
Tarifs 🤑🤑🤑 375.000Ariary / personne

Inona avy ny tafiditra ao anaty basy e? 🧐
✅ Transport A/R
✅ Hébergements (confortable -wifi-piscine-a partir 2 personnes par chambre)
✅Repas sur place
✅ Ticket sur les sites à visiter : Lac sacré et cirque rouge
✅ Grand pavois
✅ Plage Antsanitia
✅ Bord by night
✅ Village touristique
✅1L d'eau par jour par personne pendant le séjour
✅ Assurance

🚫Reo sisa tsy tafiditra :
- Dejeuner sur route
- Goûter et boissons
- Besoin personnels et extras

🎊🎉❤️MBOLA MALALAKA NY TOERANA LAY E❤️🎉🎊

Inscription acompte 50%
📞034 47 019 05
WhatsApp
Siège Besarety Ambodimanga

Address

Antananarivo

Telephone

+261344701905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Royal Travels posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Royal Travels:

Share

Category