Trevoria

Trevoria Voyage et aventure à Madagascar

Amin'izao 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗱𝗶𝗮 izao, ny ministeran’ny Fizahantany dia faly miarahaba ireo mpitarid...
21/02/2023

Amin'izao 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗱𝗶𝗮 izao, ny ministeran’ny Fizahantany dia faly miarahaba ireo mpitaridia rehetra manerana ny Nosy.

Ny andro androany izay natokana ho fanamarihana ny maha zava-dehibe ny asan'ny mpitaridia. Asa iray manana ny lanjany manokana eo amin’ny sehatry ny fizahantany. Anisan’ny asa mahafinaritra satria sady ahafahana mahita toerana isankarazany no ahafahana mifanerasera amin'ny vahiny maro maneran-tany sy malagasy ihany koa.

Ny mpitaridia no taratry ny fahombiazan'ny fitsidihana na fitsangatsanganana ataon'ireo mpizahantany,, izy ireo no miaraka amin'ireo vahiny mandritry ny andro maromaro ka mampahafantatra ireo vakoka sy harena mampiavaka ireo faritra tsidihina.

© MT

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala.Ny 17 Desambra 2022 | SabotsyMankasitraka, mirary fety sambat...
17/12/2022

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala.

Ny 17 Desambra 2022 | Sabotsy

Mankasitraka, mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy !



© Zahatour Madagascar

✅ Excursion MANDRAKA SAHAMAINTSOANALA"Samedi 17 Décembre 2022"✅ Ny programa :- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefil...
13/12/2022

✅ Excursion MANDRAKA SAHAMAINTSOANALA

"Samedi 17 Décembre 2022"

✅ Ny programa :
- Miainga amin'ny 6ora30 maraina eo Ampefiloha
- Fitsidihana Lémuriens, Cascade, Lac
- Sakafo atoandro
- Kilalao isan-karazany

✅ Inclus:
- Transport aller et retour (Fiara Hyundai county)
- Fidirana "Parc"
- Frais de guidage
- Sakafo atoandro

✅ Exclus:
- Rano fisotro

Tarif : 35 000 Ariary /personne
Réservation : acompte sur Mvola 20 000ar.

©️Zahatour Madagascar
☎️+261 34 50 604 14

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa.Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"✅Milamina ianao ...
07/12/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa.

Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa.Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"✅Milamina ianao ...
02/12/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa.

Ny "Sabotsy 17 Desambra 2022"

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

✅ Ireto indray ary ireo fandaharam-potoana antsika amin'ity Desambra ity :• 17 Desambra 2022 : MandrakaSarany : 35.000 A...
01/12/2022

✅ Ireto indray ary ireo fandaharam-potoana antsika amin'ity Desambra ity :

• 17 Desambra 2022 : Mandraka
Sarany : 35.000 Ariary
• 22 - 23 Desambra : Antsirabe
Sarany : 190.000 Ariary
• 29 - 30 Desambra : Andasibe
Sarany : 169.000 Ariary

✅Miala amin'ny mahazatra ny fiara andehanantsika miaraka amin'ny Hyundai County Deluxe, malalaka, madio sy milamina tsara ny tsirairay

Ka inona ary no andrasantsika ?
Andao hiala voly sy haka rivo-baovao amin'izao faraparan'ny taona izao

📱+261 34 50 604 14 no laharana ho an'ny FAMANDRIHAN-TOERANA

©️ Zahatour Madagascar
Mirary ny soa sy ny tsara hatrany !

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala 27 Novambra 2022 | AlahadyMankasitraka, mirary soa ho antsika...
29/11/2022

Fiverenana an-tsary ny dia tany Mandraka, Sahamaintsoanala
27 Novambra 2022 | Alahady

Mankasitraka, mirary soa ho antsika tsirairay avy !

Isa, Roa, Telo Mananasyyy



© Zahatour Madagascar

✅ Fialan-tsasatry ny Noely Antsirabe "VILLE D'EAUX"🎄  Ny "22 hatramin'ny 23 desambra 2022"fitsidihana an'Antsirabe sy ny...
25/11/2022

✅ Fialan-tsasatry ny Noely Antsirabe "VILLE D'EAUX"🎄
Ny "22 hatramin'ny 23 desambra 2022"
fitsidihana an'Antsirabe sy ny manodidina azy

• Fitsidihana ny farihy malaza TRITRIVA
• Fitsidihana ny farihy ANDRAIKIBA
• Kilalao maro isankarazany
• Fandehanana lakana
• "Tour de ville" Antsirabe
• Dobo filomanosana Andranomafana (Piscine Thermale Andranomafana)
• Fizahàna mandeha irery (quartier libre)

✅ Ao anatin'ny tolotra :
• Fitanterana mandroso sy miverina (Hyundai County Deluxe)
• Efitrano fandraisam-bahiny (Roa na Fianakaviana)
• Fidirana parc, piscine...
• Mpitari-dia
• Sakafo (atoandro, hariva ; maraina, atoandro)

✅ Tsy ao anatiny:
• Zava-pisotro
• Rano fisotro
• Sakafo tsaingoka eny an-dalàna
• Filàna manokana

✅Izany rehetra izany no amin'ny sarany 190.000Ar
Famandrihan-toerana: 100.000Ar

Fiaingana: amin'ny 6 ora eo Ampefiloha (Parking LTC)
NB : Aza adino ny akanjo filomanosana (An-doha)

Mirary soa tompoko !

📱 +261 34 50 604 14
Birao : Analamahitsy bâtiment Perfect pizza rihana voalohany.
©️ Zahatour Madagascar

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, MandrakaFitsangatsanganana tsy manam-paharoa.Nohon'ny fangatahin'ny maro dia ahemotra ny "...
22/11/2022

✅ Excursion SAHAMAINTSOANALA, Mandraka
Fitsangatsanganana tsy manam-paharoa.

Nohon'ny fangatahin'ny maro dia ahemotra ny " Alahady 27 Novambra 2022" ny fitsangatsanganana tokony hatao ny "Sabotsy 26 Novambra 2022"

✅Milamina ianao miaraka aminay,
Fiara malalaka tsara tsy mampiasa crafter, sprinter
Tonga ara-potoana amin'ny fodiana eto Antananarivo

✅ Programa :
• Miainga amin'ny 6 ora 30 maraina eo Ampefiloha (Parking LTC)
• Fitsidihina ny VARIKA, fizahana ny cascade, ny farihy mahafinaritra
• Sakafo atoandro sy fakàna aina
• Kilalao maro samihafa

✅ Tolotra :
• Fitaterana mandroso sy miverina
• Fidirana rehetra eny an-toerana
• Mpisera dia
• Sakafo atoandro

✅ Tsy ao anatin'ny tolotra tokony entina :
• Rano fisotro
• Tsaingoka isan-karazany

Sarany : 35.000 Ariary/Olona
Famandrihana ny toerana : acompte Mvola 20.000 Ariary.

Mirary soa ho antsika !

©️ Zahatour Madagascar
📱 +261 34 50 604 14

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trevoria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share