24/03/2025
29, 30, 31 Mars (tsy fiasana), 01er avril
💁Sarany raha (toilette commune na do**he sy WC mitambatra)
- 260.000 ariary isan'olona (4 na 5 ianareo no miaraka)
- 290.000 ariary isan'olona raha roa ianareo na telo no miaraka
💁 Sarany raha toilette privée (ianareo irery no mampiasa ny toilette)
-330.000 ariary isan'olona raha olon-droa
-310.000 ariary isan'olona raha telo no miaraka
-300.000 ariary isan'olona raha 4 anaty efitra
-290.000 ariary isan'olona raha dimy no miray efitra
-250.000 ariary isan'olona raha 8 na 9 na 10 ianareo miaraka
👉Ny ao anaty tolotra :
- fitaterana mandroso sy miverina Tanà-Manambato-Tanà
- fatoriana 3 alina + sakafo maraina, atoandro ary hariva
- mahita ny lac Rasoabe, ny sable blanc, montagne des amoureux, cascade, mahita ranomasina any amin'ny Village des pêcheurs, mandeha bateau
- afon-dasy + zumba
- activitées gratuites: piscine (mitondra bonnet), volleyball, fitness, ping-pong, basket
👉Ireo tsy anatin'ny sarany voalaza etsy ambony
- sakafo an-dalana (3), rano fisotro, raha handeha any amin'ny Akanin'ny nofy dia manomana 45.000 ariary isan'olona), parc Palmarium 25.000 ariary
Ny tombony miaraka amin'Ny Hatsarana voyage :
- fiara Sy mpamily tena milamina, sakafo ara-pahasalamana, ambiance foana ny fiarahana, ny mora indrindra amin'ny kalitao raitra,
❤️❤️ Afaka aloa tsikelikely dien'izao
Date Manambato 2025
29,30,31 Mars au 1er Avril
18-21 Avril
1-4 Mai
23-26 Juin
9-12 Juillet
21-24 Juillet
8-11 Août
20-23 Août
28-31 Août
4-7 Septembre
10-13 Septembre
1-4 Octobre
🏠 Mahavoky Besarety près Bricodis
0344379768-0344518951