Vakansy Tsara sady Mora

Vakansy Tsara sady Mora Agence de voyages -Concepteur de Voyages organisés/privés/location de voitures

18/08/2026

Arrosage vita bacc sy avant rentrée indray ity
🏖️NOSY BE : 05 au 12 Septembre
Omena tarif ianareo afaka bacc izay hisoratra anarana (aza adino ny convocation)
📱034 05 340 25 033 11 498 97
🏢Immeuble FIARO Ampefiloha

Tongasoa aty Nosy Boraha indray ny ekipanay ooo 🥰🥰 Dondona be sahady handeha excursion voalohany 🏖️ZANY KA VAKANSY RY ZA...
18/08/2026

Tongasoa aty Nosy Boraha indray ny ekipanay ooo 🥰🥰
Dondona be sahady handeha excursion voalohany
🏖️ZANY KA VAKANSY RY ZAREO AN 🏖️

Mbola misy place vitsy disponible ny 30 Août au 05 septembre ho an'izay tsy nahatratra date Sainte Marie t@ity vacances ity
📱034 05 340 25 033 11 498 97
🏢Immeuble FIARO Ampefiloha

18/08/2026

Izany koa aza ny vue 360° aty (Nosy Iranja)
🏖️ZANY KA VAKANSY RY ZAREO AN 🏖️

DATES MANARAKA:
📍05 au 12 Septembre
📍24 au 31 Octobre

📱034 05 340 25 - 033 11 498 97
🏢Immeuble FIARO Ampefiloha

Tafaverina avy any   Sainte Marie dia hiverina any Sainte Marie indray 🙈Tsara mandroso tsara miverina daholo zareo aaaDa...
17/08/2026

Tafaverina avy any Sainte Marie dia hiverina any Sainte Marie indray 🙈
Tsara mandroso tsara miverina daholo zareo aaa
Date manaraka: 30 Août au 05 septembre

📱034 05 340 25-033 11 498 97
🏢Immeuble FIARO Ampefiloha

16/08/2026

Pause kely aloha 😍😍

🌴🏝ANDASIBE-FOULPOINTE -MAHAMBO🌴🏝 📍25 au 30 Août  (mbola misy place dispo) 💯PROGRAMME 💯 ✅Visite du parc VOI à Andasibe ✅D...
14/08/2026

🌴🏝ANDASIBE-FOULPOINTE -MAHAMBO🌴🏝
📍25 au 30 Août (mbola misy place dispo)

💯PROGRAMME 💯
✅Visite du parc VOI à Andasibe
✅Détente et une journée excursion à la plage de Mahambo
✅Visite du manda Fort Foulpointe
✅Une journée libre à Foulpointe
✅Une collation finale à Miami (mialohan'ny hodiana eto Tana) 😎

‼️TARIF 665 000 Ar par personne ‼️
✅ Vacances AZO ALOA TSIKELIKELY

😎INCLUS: ny transport aller et retour, ny déplacements, ny sakafo any an-toerana (maraina sy hariva), ny hébergements, ny excursions sy visites, guidage
🙃NON INCLUS: Dépenses personnelles, boissons, ny sakafo eny an-dalana mandroso sy miverina, manana choix ianareo hisakafoanana atoandro

RESERVATIONS-INFOLINES :
📱034 05 340 25 (Whatsapp) - 033 11 498 97
🏢Siège : Immeuble FIARO Ampefiloha (en face du Jardin)

Tompoko,Tsy misokatra ny biraon'ny  Tsara sady Mora  rahampitso asabotsy 15-08-2026 (Assomption)Miverina misokatra  maha...
14/08/2026

Tompoko,
Tsy misokatra ny biraon'ny Tsara sady Mora rahampitso asabotsy 15-08-2026 (Assomption)
Miverina misokatra mahazatra ny Alatsinainy 17/08/26
Raha misy ilàna anay maika, aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso: 📱034 05 340 25

Bon week end sahady daholo zareo dia bonnes vacances daholo izay vao handeha sy efa any .😉

14/08/2026

Nosy Sakatia 🥰🥰Aty ilay fanaovana plongée raha te hijery sokatra anaty ranomasina .
Mbola manana dates tsika mamaramparana ny grandes vacances ooo
📍23 au 30 Août
📍05 au 12 Sept

🏖️ZANY KA VAKANSY RY ZAREO A 🏖️
📱034 05 340 25- 033 11 498 97
🏢Immeuble FIARO Ampefiloha

13/08/2026

Merci Polol sy ny vacanciers Tsara sady Mora Nosy Be ah 🥰🥰
Nosy Iranja mi-dance ity 😁
🏖️ZANY KA VAKANSY RY ZAREO AH 🏖️

Tsara kosa ilay T shirt 😍Lalana mankaiza any   indray ary ity raha hainareo 🥰🏖ZANY KA VAKANSY RY ZAREO AN 🏖 DATES MANARA...
13/08/2026

Tsara kosa ilay T shirt 😍
Lalana mankaiza any indray ary ity raha hainareo 🥰
🏖ZANY KA VAKANSY RY ZAREO AN 🏖

DATES MANARAKA:
📍23 au 30 Août
📍05 au 12 Septembre
📍24 au 31 Octobre

📱034 05 340 25- 033 11 498 97
🏢Immeuble FIARO Ampefiloha

Address

Immeuble FIARO Ampefiloha
Antananarivo
101

Telephone

+261340534015

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vakansy Tsara sady Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vakansy Tsara sady Mora:

Shortcuts

Share

Category