Mi Voyage Madagascar

Mi Voyage Madagascar Agence de voyage

Ireo sakafontsika  anaty Voyage miaraka aminay  Ndao ee 🏄
26/04/2025

Ireo sakafontsika anaty Voyage miaraka aminay
Ndao ee 🏄

Soon
13/02/2025

Soon

25/12/2022

Faly mirahaba antsika rehetra nahatratra izao Noely 2022 izao, dia mirary soa ho antsika rehetra ary manaova fety sambatra daholo. Tahin'Andriamanitra anie isika rehetra 🎊🙏🏻

14/12/2022
Elaela zay e?Andao indray ary hitsangatsangana hiaraka aminay e !! Sady mba maka rivotra madio koa eAndao ho any MANDRAK...
04/10/2022

Elaela zay e?
Andao indray ary hitsangatsangana hiaraka aminay e !! Sady mba maka rivotra madio koa e

Andao ho any MANDRAKA ary e! 👍

🗓️Amin'ny Asabotsy 22 oktobra 2022 izao.
Any isika miaraka
-mandihy🎛️
-milalao⚽🎾🎣
-mijery biby marobe🐍🐟🐦🐣
-manao shooting📽️

Sarany : 30 000ar efa ao ny sarandalana, ny guide isan karazan,...

Fandrio ary ny toeranao dieny izao e!
MP na antsoy izahay:
_034 96 553 38
_034 54 643 24
na manantona ny birao Falding voyage Ambohipo

Départ :6h30 Faldigne voyage Ambohipo

👅👅Dégustation bononoka amin 'ny Lundi de pâques ao Andramasina aaaa !👉Afaka mpividy koa atao voandalana !
06/04/2022

👅👅Dégustation bononoka amin 'ny Lundi de pâques ao Andramasina aaaa !
👉Afaka mpividy koa atao voandalana !

Alatsinain’ny P***a  Mifety any ANDRAMASINA e!!!⭐️Hijery ny tanan’Andramasina isika⭐️Hitsidika ala ao an Ala  ⭐️Hanao ra...
06/04/2022

Alatsinain’ny P***a Mifety any ANDRAMASINA e!!!
⭐️Hijery ny tanan’Andramasina isika
⭐️Hitsidika ala ao an Ala
⭐️Hanao randonnée ao anaty vatovaton n'y tsy manaty mindrana isika
⭐️ Misakafo atoandro dia manatrika ny fety ao Andramasina

🛫🚎Départ Faldigne Voyage Ambohipo🛫🚎
💶💶30.000ar /personne 💶💶
🔵Inclus:
👉🏻Frais mandroso sy miverina
👉🏻Visite any anaty ala
👉🏻Ny saran’ny guide
👉🏻Ny randonnée
👉🏻Ny sakafo atoandro
👉🏻Ny fidirana amin’ny fety ao Andramasina
👉Izay ahitana mpanao vaky saovan Tsiadana
👉 Mpanao cirque
👉ho an n'y ankizy cheval de bois 👉manège
🌟Fandrio dien’izao ny toerana ary e🌟
📩Mp📩
☎️Infoline : ☎️
📞0330161349
📞0345464324
🌠Siège : faldigne voyage Ambohipo🌠
📮E-mail : faldigne. [email protected] 📮
Nb: ho anareo izay efa eny Andramasina s'y n'y manodidina ka tia hiaraka amin faldigne voyage dia afaka miantso ny 0345464324 🌠 amin ny fandaminana ny fiarahantsika 👪👬👭

Address

Antananarivo

Telephone

+261341663831

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Voyage Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi Voyage Madagascar:

Share