17/10/2025
🎄🌟KRISMASY ANY AN-TANY MASINA🌟🎄
Hifarana ity ny taona. Andeha isika hanao Fivahinianana Masina any an-Tany Masina ny Krismasy ho avy izao hankalaza ny Fahaterahan'Ny Tompo ❤️🤍
Dia tokana iray izay hanarahantsika ireo lalana nizorany, manomboka eo Betlehema, any Galily, Samaria, Jodia, …✨
ℹ️ Raha hamandrika ny toerana dia ireto avy no afaka atao :
1️⃣ Mandoha ny sarany : 15 990 000 Ariary mandrapahatongan’ny daty hiaingana
2️⃣ Mandoha ny sarany feno : 14 990 000 Ariary (alohan’ny 01 novambra 2024)
3️⃣ Mandoha ny sarany araka ny fahafahana*
🗓️ Fara-fisoratana anarana : 21 Novambra 2025 ⌛
⚠️ Voafetra ny toerana
*Raha mila fanazavana fanampiny dia manasa anao:
💬 Handefa hafatra miafina
📞 Hiantso ny laharana +261 34 38 544 44
•••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••••
🎄🌟 NOËL EN TERRE SAINTE 🌟🎄
L’année s’achève… Et si, pour ce Noël, vous partiez en Terre Sainte pour vivre la naissance de Jésus là où tout a commencé ? ❤️🤍
De Bethléem à la Galilée, en passant par la Samarie et la Judée, suivez les pas du Christ et laissez-vous toucher par la beauté et la foi de ces lieux uniques ✨
💰 Tarifs :
1️⃣ 15 990 000 Ariary – jusqu’à la date du départ
2️⃣ 14 990 000 Ariary – pour toute inscription avant le 1er novembre 2025
3️⃣ Paiement possible en plusieurs fois*
🗓️ Clôture des inscriptions : 21 Novembre 2025 ⌛
⚠️ Places limitées
Pour plus d’informations :
💬 Message privé
📞 +261 34 38 544 44