05/07/2025
💣Eooooh 📣
❌ Andao iaraka aminay ankatokin'ny vacances zao ,sady ialavoly isika no hahazo fahafinaretana ny kilonga 🥳
👉🏻 Jereo tsara ah en une journée fotsiny io 🥰
Alefaso dien’izao indray ary ny réservation 🤗
Excursion Ampefy 🌱
Date : Dimanche 13 Juillet
Samedi 19 Juillet
Date roa Samy hafa reo ah izay tinareo ❤️
Incluant : transport allé /retour
Frais guidage , droit d’entrée
❌ Site visite :
👉 Îlot de la vierge
👉 Chute de la Lily
👉 Geyser
👉 Plage ampefy
❌Activité : kayak , massage , balade en pirogue , jeu de groupe , animation 🥰
❌ Exclu : bouteille d’eau ,besoin personnel ,
Sakafo (misy any an toerana « 6000ar » fa afaka mitondra iany koa )❤️
💣Koa inona indray ary no endrasana fa andao ialavoly iala kely ny fahazarana andavan’andro miakara aminay ❤️🥰
Départ : 6h 30 à Anosy
Pour réservation 15000ar / pers ny acompte 🤭
Efa mandray réservation izahay
☎️ 038 39 203 31
Mp Dream’s travel
# Madagascar