16/11/2025
🙏 Misaotra betsaka sy mankasitraka an’ireo rehetra tonga sy nandray anjara!
🚶♂️🚶♀️ Niainga avy teo Amoronakona by-pass izahay, nandalo an’i:
📍 Ambaniatsimo → Ambohipeno → Andavabitsy → Amboarakely (foyer de vie) → Ambohitsimeloka → Volomborona → Analamaizina → Ambatofangoroana
➡️ Ary nifarana teny Ambatomirahavavy 🏞️
😄 Feno hafaliana, firaisankina ary fifankaherezana ny dia, na dia teo aza ny fiakarana nideza ⛰️💪
❤️ Mankasitraka manokana an’ireo rehetra tonga!
💛 Misaotra koa an’ireo te-hanatrika nefa tsy afaka — eo foana ianareo amin’ny fo sy saina!
📢 Ho ampahafantarina eto amin'ny pejy ihany ny daty & toerana amin’ny randonnée manaraka!
🌿 Mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra hatrany! ✨
Mankasitraka indrindra ô!
Tous nos remerciements pour cette magnifique journée de randonnée qui a débuté à Amoronakona by-pass, en passant par les villages d’Ambaniatsimo, Ambohipeno, Andavabitsy, Amboarakely Foyer de vie, Ambohitsimeloka, Volomborona, Analamaizina, Ambatofangoroana… jusqu’à Ambatomirahavavy.
Merci à chacune et chacun d’entre vous pour votre présence, votre bonne humeur — même dans les montées les plus exigeantes 😉 — ainsi que pour l’esprit de convivialité qui a régné tout au long du parcours.🤗🤗
Nous adressons également un grand merci à celles et ceux qui auraient souhaité se joindre à nous mais qui, pour diverses raisons, n’ont pas pu être présents cette fois-ci. Vos pensées nous ont accompagnés.
Nous vous souhaitons à toutes et à tous une excellente continuation et espérons vous retrouver très bientôt pour de nouvelles aventures sur les sentiers !
Rado Loc