21/06/2024
📢📢📢📢 FACILITÉ DE PAIEMENT ‼️‼️‼️❗️
✈️✈️✈️✈️ DEMENAGEMENT ETO @ VILLE ‼️
Services miavaka hatrany no atolotray ato aminTravel Desti Mada Mada Mada anareo.
⛔️ Fandriho mialoha ny Fiara raha hifindra trano ianao 🗣🏃🏃🏃🏃
➡️Milamin-tsaina tsy misy mampiasa saina intsony satria dia izahay daholo ny miandraikitra ny asa rehetra 👏👏👏👏
⛔️ Manome fiara hitatitra ny entanao‼️
⛔️Mangorona sy mandamina ‼️‼️
⛔️ Mitaona entana ‼️‼️‼️
🛑IZANY DIA AFAKA ALOANAO TSIKELIKELY 🥱🥱🔊🔊🔊🔊
30% ny frais de demenagement ihiany no aloanao @ voalohany 🥱🥱🥱
⛔️ Koa aza misalasala raha vonona ny hiara hiasa aminay fa ny fahafaham-ponao no sitrakay❤️❤️❤️‼️‼️‼️‼️‼️‼️