28/06/2024
https://www.facebook.com/100064329746559/posts/881112270709756/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
Samy afaka mandray anjara amin'ny fiarovana ny varika avokoa ny rehetra. Fa ao ireo izay mandalina manokana momba azy ireo, ahafahana miaro azy hatrany.