11/10/2021
Ho fiatombohan'ny Vacance de Toussaint ,Izahay dia manomana week-end miavaka hoatsika Malagasy Izay maniry hitsidika ny Parc ,Nationale , Réserve vakoana, Réserve Peryeras ,Ary n'y fitsidihana n'y tananan'Antsirabe ,s'y ireo asa Tanana maro isakarazany : corne de Zebu, miniature, Hôtel de ville..sns''...
N'y faha 29 à1 novembre hoavy izao.
Sarany :
Départ Fianara : 371. 000 Ar/olo
Départ Tanaa: 270.000Ar/olo
Tarifs compris :
Transport A/R
Hôtel Andasibe logde
Sakafo mandritran'ny fivahinianana
Entré Parc s'y Réserve
Prestations Guide locale et accompagnateur
Deux de camps
Activités :
,👉Visite ville Atsirabe
👉Artisanat , miniature, corne de zébus
👉Parc Analamazaotra
,👉Réserve de Peryeras
👉Réserve de Vakoana
👉 Animation
Info: 033 14 261 03
Fb: Mora-Dia