Aina Mi-voyage

Directions

Aina Mi-voyage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Mi-voyage, Travel Company, Fianarantsoa.

Petit weekend familiale miaraka amin'i Aina Mi-voyage πŸ₯°Aiza indray no toerana handehanantsika manaraka ? Amin'ny oviana?...
04/05/2025

Petit weekend familiale miaraka amin'i Aina Mi-voyage πŸ₯°
Aiza indray no toerana handehanantsika manaraka ? Amin'ny oviana?πŸ™ƒ

Ny ekipa rehetra ato amin'ny Aina Mi-voyage dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao andron'ny Paka izao πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ₯³Mi...
20/04/2025

Ny ekipa rehetra ato amin'ny Aina Mi-voyage dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra izao andron'ny Paka izao πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ₯³

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra πŸ˜‡

Ndao ndray hilalao eeπŸ₯³Challenge Voyage de rΓͺve πŸ—ΊοΈπŸ›«1-aiza ilay toerana?2-Fa maninona no ho any?3-Ianao sy iza no hiaraka ...
04/03/2025

Ndao ndray hilalao eeπŸ₯³

Challenge Voyage de rΓͺve πŸ—ΊοΈπŸ›«
1-aiza ilay toerana?
2-Fa maninona no ho any?
3-Ianao sy iza no hiaraka ?
4-Fa maninona no izy ?!
5-inona daholo ireo activitΓ©s hatao any?!
6-inona daholo ny sakafo tsara hoanina any?
7-iza ilay olona tsy hoentina?!πŸ˜…πŸ€­
8-Fa maninona izy no tsy hoentina?!
9-Hiaraka amin'ny Aina Mi-voyage ve ny mankany?!😍
10-Oviana ianao no mieritreritra ny handeha any?!πŸ˜‡

Valio ao amin'ny Commentaires ny anao ary hoeπŸ˜†

Ho antsika tia voyage, mahasoa antsika ityAssurance VOYAZERA, ao amin'ny Assurance ARO βœ…Fanampiana amin'ny vidim-pitsabo...
19/02/2025

Ho antsika tia voyage, mahasoa antsika ity
Assurance VOYAZERA, ao amin'ny Assurance ARO
βœ…Fanampiana amin'ny vidim-pitsaboana : 400.000ar
βœ…Tambiny 2.000.000ar raha misy ny fahafatesana
βœ…Fanampiana 2.000.000ar raha misy fahasembanana maharitra
βœ…Sarany 1000ar fotsiny
Raha mila fanazavana fanampiny midira hafatra miafina amin'i Diaritina Arinofy na antsoy ny 0342128284

Rehefa le mankany atsimo atsinanana iny amin'ny fotoana fahavokaran'ny manga toy izao
23/01/2025

Rehefa le mankany atsimo atsinanana iny amin'ny fotoana fahavokaran'ny manga toy izao

Petit weekend dΓ©tente au Sud☺️(Hafanana any anπŸ₯΅)
25/12/2024

Petit weekend détente au Sud☺️
(Hafanana any anπŸ₯΅)

Rehefa le mankany Ambohimahamasy iny de ireto no betsaka any.
21/12/2024

Rehefa le mankany Ambohimahamasy iny de ireto no betsaka any.

RandonnΓ©e Γ  Ialananindro ce matin 😊Merci Γ  tous les participants πŸ€—
20/10/2024

Randonnée à Ialananindro ce matin 😊
Merci Γ  tous les participants πŸ€—

πŸ“’Prochaine randonnΓ©e toujours Γ  Ialananindro Ce 20 octobre 2024Aza misalasala miditra hafatra miafina(MP) raha mila fana...
15/10/2024

πŸ“’Prochaine randonnΓ©e toujours Γ  Ialananindro
Ce 20 octobre 2024
Aza misalasala miditra hafatra miafina(MP) raha mila fanazavana fanampiny
☎️ 038 76 163 78

🚨 29 septembre 2024🚨Hiaraka hanao randonnée isika amn'io fotoana io ka aza misalasala miditra hafatra miafina(MP) raha m...
13/09/2024

🚨 29 septembre 2024🚨

Hiaraka hanao randonnΓ©e isika amn'io fotoana io ka aza misalasala miditra hafatra miafina(MP) raha mila fanazavana fanampiny

☎️ 038 76 163 78

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Mi-voyage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category