Camping Randonnée Fianar

Camping Randonnée Fianar Camping et Randonnée pour tous

09/05/2025

Ialananindro 👑🏞️

Un moment de détente dans la forêt🏞️
01/05/2025

Un moment de détente dans la forêt🏞️

Rova Ialananindro 👑Toerana Tsotsotra nefa manana ny tantarany sady miavaka☺️Hiova anarana isika afaka fotoana fohy.Ny an...
29/04/2025

Rova Ialananindro 👑
Toerana Tsotsotra nefa manana ny tantarany sady miavaka☺️
Hiova anarana isika afaka fotoana fohy.
Ny antony dia ny hanatsarana ny tolotra sy hisitrahan'ny rehetra ny ity tany izay itambarantsika ity.
Tsara nohon'ny tsara teo aloha ny tolotra homaninay hoanareo🌍

En cette Journée mondiale de la vie sauvage, célébrons ensemble la beauté et la diversité extraordinaires de notre planè...
03/03/2025

En cette Journée mondiale de la vie sauvage, célébrons ensemble la beauté et la diversité extraordinaires de notre planète. La préservation de la faune et de la flore n'est pas seulement essentielle pour l'équilibre écologique, elle enrichit aussi profondément nos expériences de camping. Nos aventures en plein air nous offrent une occasion unique de nous immerger dans la nature et d'apprécier les merveilles de la vie sauvage. En parcourant les sentiers, en observant les animaux dans leur habitat naturel et en respirant l'air pur et vivifiant des forêts, nous créons des souvenirs inoubliables et remplis d'émotions. Bientôt, des améliorations passionnantes seront apportées à notre activité de camping pour rendre ces moments encore plus exceptionnels et respectueux de l'environnement.
Merci à vous tous et à très bientôt pour de nouvelles aventures encore plus enrichissantes. 🌿✨

Soatanana🥰Raha vao mahita ilay akanjo fotsy isika dia ny toby Soatanana avy hatrany no tonga ao an-tsaina raha manodidin...
12/12/2024

Soatanana🥰
Raha vao mahita ilay akanjo fotsy isika dia ny toby Soatanana avy hatrany no tonga ao an-tsaina raha manodidina ny Fianarantsoa no misy anao.
Ny fitondrana ilay akanjo fotsy dia anisan'ny mampiavaka azy ireo na aiza na aiza toerana misy azy.
Io fitafy io moa dia nolovaina tamin'ny Baba Rainisoalambo.
Raha sendra mamangy aty ianareo dia voakarakara tsara.
Mahazo sakafo ary mbola voasasa ihany koa ny tongotra arahin'ny hira sy feo manga 😊
Mandrampihaona Soatanana 👋

Randonnée anisan'ny niavaka ity (Randonnée Fianarana)😊Sady nankafy natiora no nianatra ☘️🌳Teto indray dia nianatra ny at...
27/11/2024

Randonnée anisan'ny niavaka ity (Randonnée Fianarana)😊
Sady nankafy natiora no nianatra ☘️🌳
Teto indray dia nianatra ny atao hoe "Analyse de pratique" ireto tanora marobe ireto niaraka tamin'ny formatrice mahay mampianatra 🫡
Io analyse de pratique io dia fomba atao amahana olana iray ary fikafika ahafahana mandinika ny fahombiazana na tsia nitranga nefa tsy fantatra mazava ny nahatonga an'ilay izy.
Raha fahombiazana moa dia miaraka mikaondoha ny rehetra mijery ny antony ka nahatonga ilay izy mba hiverenan'ilay fahombiazana indray.

Hafa mihintsy ny aty anaty Natiora.Mahatamana, malomaloka tsara.
14/11/2024

Hafa mihintsy ny aty anaty Natiora.
Mahatamana, malomaloka tsara.

Orchidee
08/11/2024

Orchidee

Magnanibohitra miaraka amin'ny mpanararadia  eto an-tanàna💚🐺
08/11/2024

Magnanibohitra miaraka amin'ny mpanararadia eto an-tanàna💚🐺


07/11/2024

Ndao amin'izay ary izay mbola sahy 💚

16/10/2024

Fianana mamikely 💚
Fotoana fanararaotana izao iainana🏞️
Ataovy izay mahafaly sy mahafinaritra fa fohy hoan'izay tsy manararaotra azy ity fiainana ity ☺️
Andramo sy tanteraho izay zavatra mbola tsy niainanao hatrizay 🏞️⛺
Ato anatin'iny faritan'ny Fianarantsoa ihany ity sary ity fa aza taitra ☺️
Midadasika be anie Fianarantsoa eee☺️


Camping day ⛺🏕️🏞️💚
11/10/2024

Camping day ⛺🏕️🏞️💚


Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261346799213

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Camping Randonnée Fianar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Camping Randonnée Fianar:

Share

Category