06/04/2026
🌍 𝗡𝗱𝗮𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗿𝘆 𝗳𝗮𝗸𝗼 𝗲𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗲𝗻𝘆 🚯
Aoka isika rehetra hanaja ny tontolo iainana 🌿
Ny tanàna madio dia miankina amin’ny fihetsiky ny tsirairay 💚
👉 Ataovy anaty daba ny fako
👉 Aza manary eny an-dalana na eny amoron-dranomasina
👉 Ampianaro ny ankizy hanaja fahadiovana
Isika rehetra no tompon’andraikitra 🤝
Ndao hiara-hanao tanàna madio sy mahafinaritra! ✨